Lycée Privée P. Leon Dehon Andrebakely-Nord

Lycée Privée P. Leon Dehon Andrebakely-Nord Lycée Privée Catholique Père Léon Dehon

23/11/2025
10/11/2025
Vita koa iny aloha ny kianja filalaovana Basket manara-penitra. Mankasitraka ny mpiara-miasa jiaby e 🙏Ankasitrahana indr...
21/10/2025

Vita koa iny aloha ny kianja filalaovana Basket manara-penitra.
Mankasitraka ny mpiara-miasa jiaby e 🙏
Ankasitrahana indrindra ry Mompera sady nanampy no tonga nitsidika ny sekoly 🙏
Hafatra nampitainy ho antsika mpianatra: Mianara tsara ary kolokoloy ny Sekoly. Aza hadino ny mivavaka ho an'ny namanareo any ivelany any 🙏
Mirary fahaizana ombam-pahendrena ho anareo jiaby e.

Hafa ihany zany fahaizana ombam-pahendrena zany e ! Mianàra ahay; ary rehefa mahay dia ampiharo am-pahendrena ilay fahai...
10/07/2025

Hafa ihany zany fahaizana ombam-pahendrena zany e ! Mianàra ahay; ary rehefa mahay dia ampiharo am-pahendrena ilay fahaizanao 🙏

Tiako ilay toe-tsaina ❤Tranga vao omaly !Latsaka teny an-dalana ny Portemonnaie an'i namako iray zay. Naharitra ora iray...
01/05/2025

Tiako ilay toe-tsaina ❤
Tranga vao omaly !

Latsaka teny an-dalana ny Portemonnaie an'i namako iray zay. Naharitra ora iray izy nikaroka azy fa tsy hita e.
Tampoka teo naharay antso tamina renim-pianakaviana izy fa hitan'ny zanak 'ity farany ilay Portemonnaie satria nisy ny adresse misy azy sy ny anarany aloha ilay izy e.
Avy eo nateriny ilay fananan'olona ary tsisy vola very na dia kely aza tao 😁

P.S. Tsy olana raha sendra tsisy adresse aza ilay Portemonnaie, satria misy ny toerana fanaterana zavatra latsaka. Manantona ireny toerana ireny fotsiny ianao raha sendra very zavatra fa tsy maintsy misy manatitra any io 🙂

Etsy kely ange ianao e! Henoy tsara fa hitantarako zavatra mahasoa: Any ivelany any a,Misy olona mpamboly voninkazo no a...
14/04/2025

Etsy kely ange ianao e!
Henoy tsara fa hitantarako zavatra mahasoa:

Any ivelany any a,
Misy olona mpamboly voninkazo no antom-pivelomany.
Ny fomba ivarotany azy hoy ianao?
Asiany soratra miaraka amin'ny vidin'ny voninkazo iray eo alohan'ny tanimboly. (0,70€)
Eo akaiky eo ihany koa ny vata kely androtsahana ny vola vidin'ilay voninkazo aloan'ny mpividy.

Tsisy mpivarotra miandry zany eo fa ilay soratra mipetraka no solon'ny mpivarotra e.
"Ny voninkazo naloa vola ihany hoy izy ireo no mitondra hafaliana"

Tena hoe mandoa vola mihoatra ny vidin'ilay voninkazo alainy ny ankamararoan'ny mpividy eny an-toerana.

P.S. Tiako ampiharina eto Madagasikara ity fomba tsara ity 🙏😁

Address

Andrebakely
504AMPARAFARAVOLA

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lycée Privée P. Leon Dehon Andrebakely-Nord posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category