Cours BEPC et BACC

Cours BEPC et BACC Nous sommes des professeurs (au moins diplômé de Maîtrise) offrant des cours de BEPC et BACC.

24/08/2026

Arahabaina ireo afaka bacc rehetra. Mankahery n'y tsy afaka ihany koa

19/08/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Gį Danę, Fitahiantsoa Nmv, Tâlÿ Røyäl

15/08/2026

Bon courage ho an'ireo miandry valin'ny BACC tanà

12/08/2026
🔴 Mitohy ny fandraisana ireo hanao commande boky lesona:👉  👉   hatramin'ny   🔴 Eo amin'ny arrêt bus 119 Ankatso ny point...
11/08/2026

🔴 Mitohy ny fandraisana ireo hanao commande boky lesona:
👉
👉 hatramin'ny

🔴 Eo amin'ny arrêt bus 119 Ankatso ny point de récupération, fa afaka manao livraison koa anefa, n'y frais de livraison miankina amin'ny toerana anaterana ireo boky

🔴 Antsoy ny 034 61 826 09 🥰

10/08/2026

🔴 Mitohy ny fandraisana ireo hanao:
👉 à domicile
👉
👉
👉

🔴 Antsoy ny 0346182609

08/08/2026

📚🎓 COURS À DOMICILE – FANOMANANA CEPE, BEPC & BACC 🎓📚

👩‍🎓👨‍🎓 Te hiomana tsara amin’ny fanadinana ve ianao?
Manolotra cours à domicile ho an’ireo mpianatra hiatrika:

✅ CEPE
✅ BEPC
✅ BACC

🎯 Raisina an-tanana tanteraka ny mpianatra manomboka amin’ny fiandohan’ny fianarana mandra-pahatongan’ny fotoam-panadinana.

📖 Fampianarana ataon’ny mpampianatra efa ampy traikefa, mahay ary azo itokisana, ka ny tanjona dia ny hanampy ny mpianatra:
✔️ Hahafehy tsara ny lesona
✔️ Hanatsara ny vokatra
✔️ Hanao fanazaran-tena sy hiatrika sujets
✔️ Hatoky tena rehefa tonga ny fotoam-panadinana

🌟 Ny fahombiazan’ny mpianatra no laharam-pahamehana!

📞 ANTSOY IZAO:
👉 034 61 826 09

📚 CEPE – BEPC – BACC : Miomàna dieny izao, aza miandry ny andro farany!

06/08/2026

Ho anareo any Antsirabe mila boky lesona 7ème hatramin'ny terminal dia afaka miantso ny 0346182609

Address

Andraisoro

Telephone

+261346182609

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cours BEPC et BACC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Cours BEPC et BACC:

Shortcuts

Share

Category