Au Paradis des petits bouts

Au Paradis des petits bouts

Share

Crèche -Garderie et Préscolaires

29/03/2023

Réinscription et inscription ouverte pour la prochaine année scolaire :)

11/03/2023

Miarahaba tompoko,
Noho ny antony fitokanana kianja dia tsy mianatra ny mpianatra ny Alakamisy 16 martsa 2023 ho avy izao.Miverina mianatra kosa ny zoma 17 martsa.hialana tsiny tompoko ny fahatapahan'ny fianarana fotoana io izay didy avy any amin'ny tompon'andraikitra eto Andoharanofotsy.
Misaotra tompoko

22/02/2023

Porte ouverte: Samedi 25 Février 2023 de 8h à 11h30
Retour en classe: Lundi 27 Février 2023

25/01/2023

Miarahaba tompoko,
Nohon'ny zava-misy dia miato kely isika hatramin'ny Alahady 29 Janoary 2023.Miverina mianatra kosa ny Alatsinainy 30 Janvier 2023.
Misaotra tompoko

23/01/2023

Miarahaba tompoko,
Momba ilay communiqué nalefan'ny Dren Analamanga dia tsy voakasika amin'ilay fanapahan-kevitra isika sekoly tsy miankina, fa kosa raha hitanao ray amandreny fa misy fahasarotana ny lalana na misy danger dia afaka tsy alefa mianatra ny zanakao.izany hoe mianatra normal ihany eto au paradis des petits bouts fa raha misy risque ho an'ny zanakao ny eny andalana dia afaka tsy mianatra izy fa kosa miverina ny jeudi 26 janvier 2023.
Mankasitraka tompoko

16/01/2023

Chers Parents,
Nous vous informons que le Vendredi 20 Janvier sera la journée des enseignants de la ZAP d'Andoharanofotsy,la classe sera vaquée ce jour.
Retour en classe: Lundi 23 Janvier 2023.
Merci pour votre compréhension

03/01/2023

Au paradis des petits bouts vous souhaite une très bonne et heureuse année.
Joie-bonheur-paix-santé ...

03/01/2023

Rentrée : Jeudi 05 Janvier 2023
Nos meilleurs voeux pour cette année.
Soyez bénis

22/12/2022

Bonne vacance les petits bouts

22/12/2022

Au paradis des petits bouts vous souhaite une très joyeuse fête

02/10/2022

Via : Bougribouillons

27/09/2022
Want your school to be the top-listed School/college in Andoharanofotsy?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Address


Andoharanofotsy
101