Malagasy milay

Malagasy milay atman

11/03/2026
17/10/2023

🤣🤣

akory nao zay, anao ve ao anatiny😂😂aza adino manisy jaime ny page tsika
27/10/2021

akory nao zay,
anao ve ao anatiny😂😂

aza adino manisy jaime ny page tsika

asio jaime ny page de soraty oe ao A am com , de aita enao
27/10/2021

asio jaime ny page de soraty oe ao A am com , de aita enao

21/04/2021

atman

05/04/2021

Miarahaba antsika rehetra ,
hifanoro lalana kely isika eto
ka mazto ary mamaky

Matetika ny olona dia rehefa miezaka mivavaka sy manakaiky an'Andriamantra dia voamaka misy ny olana maro samiafa , tokony ho tsapan'ny olona anefa izany hoe rehefa miezaka anakaiky An Andriamanitra izy dia atetika misy olana , ary mila fantany mintsy izany, satria mba afahany manamafy ny finony ary hotsapany fa ny fanarahana ny tompo eto dia tsy ilaozany fijaliana
kristy ary tsy nanao ratsy anefa dia nizioga ny mangidy izay mbola tsy nisy olombelona niharan ny nahazo azy
Ny hafatro dia ny hoe mahereza mivavaka ary aza mitsahatra

22/03/2021

Tiavo ny namanao Tahaka ny tenanao

22/03/2021

mifankatiava rah mbola manana tombon andro

19/03/2021

🔥Future create🔥
🔺By🔺
🔅what you do🔅
❤TODAY❤

11/03/2021
11/03/2021

Address

Andoharanofotsy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Malagasy milay posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share