Collège Privé la Pépinière

Collège Privé la Pépinière Le CPP, un collège privé qui offre une éducation de qualité aux enfants et aux jeunes

Manolotra fiarahabana antsika rehetra!Rehefa nitafa tamin’ny talentsekoly dia nanapakevitra fa hasiana fihaonamben’ny mp...
24/05/2024

Manolotra fiarahabana antsika rehetra!

Rehefa nitafa tamin’ny talentsekoly dia nanapakevitra fa hasiana fihaonamben’ny mpianatry ny Sekoly teo aloha rehetra (20 taona nijoroan’ny Sekoly). Vinavinaina hatao izany ny volana Oktobra 2024 ho avy izao.
Manasa antsika rehetra mpianatra teo aloha ho tonga hanatrika izany ary ilazao ireo namana fa mety tsy hisy fihaonambe tahaka ity intsony.
Mangataka an’ireo namana izay mipetraka eto Antananarivo hitafa amin’ny fanomanana sy fandamininana afaka atao (fandraisana anjara mety hataon’ny tsirairay, mety hanaovana ny vidin’ny t-shirt, daty, sns…) amin’ny alalan’ny hafatra miafina. Mbola tsy fantatra mazava tsara ny daty hanaovana ity fihaonambe ity saingy any Doany no hatao ilay izy.

Ny amin’ny t-shirt kosa dia nanapakevitra izahay fa hatao « jaune Telma » ny lokon’ny T-Shirt rehefa nahita ny sosokevitra nomen’ny namana tato ary hasiana fanovana kely. Noho izany dia hafa ny t-shirt ho antsika mpianatry ny Sekoly teo aloha sy ny mpianatra ankehitriny. Halefa eto amin’ny pejy tsy ho ela kosa ny santionany sy ny vidiny.

Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka miditra hafatra miafina. Mankasitraka antsika sahady.

Izao no mety ho endriky ny T-shirt vaovaon’ny Sekoly fa mbola eo am-pikaliana azy hatrany aloha hatreto. Mety hisy ny fa...
08/05/2024

Izao no mety ho endriky ny T-shirt vaovaon’ny Sekoly fa mbola eo am-pikaliana azy hatrany aloha hatreto. Mety hisy ny fanovana izay heverina ho fanatsarana. Hampitaina miandalana eto amin’ny pejy ihany ny fivoarany, fa mbola tsy ofisialy aloha ity amin’izao fa karazana seho miserana fotsiny.
Ahoana ny hevitrao?
Mirary tontolo andro mamiratra!!

🤓
07/05/2024

🤓

Address

Doany
Andapa
205

Opening Hours

Monday 08:00 - 11:45
14:00 - 16:45
Tuesday 08:00 - 11:45
14:00 - 16:45
Wednesday 08:00 - 11:45
14:00 - 16:45
Thursday 08:00 - 11:45
14:00 - 16:45
Friday 08:00 - 11:45
14:00 - 16:45
Saturday 09:00 - 11:45

Telephone

+261326455222

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Collège Privé la Pépinière posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Collège Privé la Pépinière:

Shortcuts

Share