AM CICA

AM CICA Association Maintimolaly du Collége Immaculée Conception Andapa. Tout les activités et annonces de l'association séront publiées dans cette page.

Cette association a pour but de réunir tout les anciens élève ( maintimolaly ) du College Immaculée Conception Andapa afin de participer au développement de la ville en incitant les jeunes a y participer. Une association présidée par Mr Chan Kai-Fong ( W***y ). Il est convenu que pour être mendre, un droit d'adhération doit être payé annuellement: 5.000 Ar. Ce dernier sera versé dans le caisse de

l'association. Pour plus détail, le statut est consultable à tout instant chez le président et les autres membres de bureau.

14/02/2025
EFA PARÉ RAHA ATO AI,ATSIKA SISA NO ANDRASAGNA .RAHARIVA NY FOTOANA AAA 🙏  🥰😍❤️
14/02/2025

EFA PARÉ RAHA ATO AI,
ATSIKA SISA NO ANDRASAGNA .
RAHARIVA NY FOTOANA AAA 🙏
🥰😍❤️

13/02/2025
❤️ A l'occasion de la SAINT VALENTIN ❤️ Ndao isika rehetra mba hiaraka ankalaza Saint Valentin ao amin'ny RESTAURANT VAT...
29/01/2025

❤️ A l'occasion de la SAINT VALENTIN ❤️
Ndao isika rehetra mba hiaraka ankalaza Saint Valentin ao amin'ny RESTAURANT VATOSOA ary ho hitantsika ao @ zany Cocktail de Bienvenue sy ny raha maro samihafa .......
Hoan'ny zay Couple na Célibataire tonga fa mety ho hitanao ao anjaram-pitiavagnao .

Ny vidim-pidirana : 10 000 Ar

Ho anareo mila renseignements na invitation dia afaka miantso 032 04 879 90.

Fisaoragna hoan'AndriamanitraNy Filohany fikambanana AMCICA Ny Birao ny FikambananaNy Membres Fikambanana Vita soamantsa...
04/01/2025

Fisaoragna hoan'Andriamanitra
Ny Filohany fikambanana AMCICA
Ny Birao ny Fikambanana
Ny Membres Fikambanana
Vita soamantsara ny fety fiarahabana tratriny taona 2025 fikambana hoany Association Mainty Molaly Immaculée Conception Andapa (AMCICA)tao aminy Le Magnaniyoh Club Antangena Andapa androany 4 janoary 2025 tontolo andro;
W***y Chan Kaï-fong ;
geraldy
elie
Della

24/12/2024

ANTSO SY FILAZANA

Ny Association Maintimolaly College Immaculée Conception Andapa ( AMCICA ) dia faly manasa sy mampandré atsika jiaby mpikambana na ny mbola mikasa ny hiditra ho mpikambana, fa hanao fety ho fiarahabana tratrin'ny taona ny 04 janvier 2025 ho avy izao.
Satria moa elaela no tsy nisy hetsika natao ny fikambanana taorian'iny Covid 19 iny.
Ka amin'io fotoana io no hiarahana miresadresaka ny fanatsarana ny fikambanana.
- Ny toerana hanaovana ny fety dia ao amin'ny Magnaniyôh Club.
- Ny fandraisana anjara na ny cotisation dia aterina any amin'i Mme Bri izay ahaizan'ny maro azy ( Pavillon 17 Bazar Be ) na koa i Mme Galzy ( La poupée Bazar Be ).

Marihina eto le 03 janvier no farany fandraisana ny cotisation ntsika dia 10.000ar
>> Dia hoan'y nouveaux membres dia 5.000ar droit d'adhésion ambonin'ny cotisation fête.
Ary misy ampaham-bola mivoaka ny amin'ny "caisse" amin'io tahaka ny fanaontsika ihany dia ilay cotisation mba ho fanampiny.

Misaotra hoy ny Filohan'ny fikambanana : Mr W***y RAZAKA

Address

Andapa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AM CICA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share