COURS CPE Analamahitsy

COURS CPE Analamahitsy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from COURS CPE Analamahitsy, School, Ampitan’ny JIRAMA "lalana makany amin’ny Bassin", Analamahitsy.

Faly miarahaba antsika rehetra ny COURS CPE Analamahitsy. Mbola misokatra hatrany ny fisoratana anarana ho antsika hanao...
11/12/2021

Faly miarahaba antsika rehetra ny COURS CPE Analamahitsy. Mbola misokatra hatrany ny fisoratana anarana ho antsika hanao COURS isan' andro , ny Alarobia tapak'andro hariva sy Asabotsy, ary ny Asabotsy tontolo andro. Ny fisoratana anarana dia ao amin'ny biraon'ny COURS CPE eo ampitan'ny JIRAMA lalana mankany amin'ny bassin (Sens unique). Raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ny laharana : 034 92 543 50.

Faly miarahaba antsika rehetra ny COURS CPE Analamahitsy, mbola misokatra hatrany ny fisoratana anarana ho antsika hanao...
29/10/2021

Faly miarahaba antsika rehetra ny COURS CPE Analamahitsy, mbola misokatra hatrany ny fisoratana anarana ho antsika hanao COURS isan'andro ,ny Alarobia sy Asabotsy tontolo ary ny sabotsy manontolo. Ny fisoratana anarana dia ao amin'ny birao COURS CPE ampitan'ny JIRAMA lalana mankany amin'ny bassin (Sens unique) Raha mila fanazavana fanampiny antsoy ny laharana : 0349254350.

Ho anareo hiatrika ny fanadinana BEPC na BAC: izahay COURS CPE dia manolotra COURS isan' andro , Alarobia sy Asabotsy , ...
20/09/2021

Ho anareo hiatrika ny fanadinana BEPC na BAC: izahay COURS CPE dia manolotra COURS isan' andro , Alarobia sy Asabotsy , ary ny Asabotsy tontolo andro ihany.
Izahay ihany koa dia manome Boky 3 maimampoana ho an'ny mpianatra.
Efa misokatra ny fisoratana anarana ao amin'ny birao ampitan'ny JIRAMA (Akaikin'ny bassin) rihana ambony.
Raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ny : 034 92 543 50 na 033 31 987 06

17/09/2021

Ny groupe CPE dia faly miarahaba ireo mpianatra rehetra afaka fanadinana : CEPE, BEPC ary BAC tamin'ity taona 2021 ity ary mirary anareo hatrany ho tafita amin'ny ambony indrindra, mankahery ireo tsy afaka koa anefa izahay, araky n'y oha-pitenenana malagasy hoe: "indray mandeha no manta vary ka tsy handevi-tsotrobe" mirary soa hatrany ho anareo izahay"

Faly miarahaba antsika rehetra .Ho anareo mpianatra hiatrika ny fanadinana ofisialy BEPC , BAC amin' ity taom- pianarana...
14/09/2021

Faly miarahaba antsika rehetra .Ho anareo mpianatra hiatrika ny fanadinana ofisialy BEPC , BAC amin' ity taom- pianarana 2021 - 2022 ity, izahay CPE dia afaka manampy anao amin'ny cours ho fanomanana izany.
Efa misokatra ny fisoratana anarana.
Fidirana: 02 Oktobra 2021
Filan-kevitra: 034 92 543 50 / 033 31 987 06

Address

Ampitan’ny JIRAMA "lalana Makany Amin’ny Bassin"
Analamahitsy
101

Telephone

+261344709907

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when COURS CPE Analamahitsy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category