Part-Time English Courses - PTEC

Part-Time English Courses - PTEC Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Part-Time English Courses - PTEC, Education, Analamahitsy.
(1)

👥 Apprendre l’anglais, c’est pour tous
🎯 Cours adaptés à tous âges et niveaux
🚀 Méthodes innovantes
🔥 Profs passionnés
✨ Chaque leçon, une expérience enrichissante
🏆 Votre réussite, notre priorité

MIANATRA MAFY BE VE IANAO???😄Tadidio fa ny kalitaon'ny fianarana no ilaina mihoatra ny lera maro ianarana.Ataovy tsara t...
17/08/2026

MIANATRA MAFY BE VE IANAO???😄

Tadidio fa ny kalitaon'ny fianarana no ilaina mihoatra ny lera maro ianarana.
Ataovy tsara tadidy izay nianaranao na dia fohy ihany aza ny fotoananao⏰.
Mianatra teny anglisy ve ianao?
Ezaho ampiharina sy ampiasana ireo nianaranao!
Tsotra kely e!😊
Mirary soa daholo!👍

IZA ILAY MPIMENOMENONA BE INY??🤨Omeo azy ito sary ito dia lazao izy hoe "don't grumble please!"☺️Mirary tontolo andro fe...
14/08/2026

IZA ILAY MPIMENOMENONA BE INY??🤨

Omeo azy ito sary ito dia lazao izy hoe "don't grumble please!"☺️
Mirary tontolo andro feno fifaliana ho anao!🙂

I'M STILL UP IN THE AIR😐🤔✅Fiteny izy io rehefa mbola tsy fantatrao tsara izay avalinao mitovy amin'ny hoe "Mbola tsy hai...
07/08/2026

I'M STILL UP IN THE AIR😐🤔
✅Fiteny izy io rehefa mbola tsy fantatrao tsara izay avalinao mitovy amin'ny hoe "Mbola tsy haiko e!"

💥Sarotra be fa mbola tsy haiko ny hatao e!
It's so difficult and I'm still up in the air!

Anao izao, andramo atao dia valio ary e!☺️
--Mbola tsy hainao ihany ve ?
--.............

MITOVY FA TSY MITOVY🤨Mitovy fanonona fa tsy mitovy fanoratra!🖋️Homophones no fiantsoana azy ireny.Toy ny eo amin'ny sary...
05/08/2026

MITOVY FA TSY MITOVY🤨
Mitovy fanonona fa tsy mitovy fanoratra!🖋️
Homophones no fiantsoana azy ireny.
Toy ny eo amin'ny sary dia hitantsika hoe : To /two/too👈
Mahita hafa ve ianao? Lazao eto ary e!

QUIZ QUIZ!!!👍Iza amin'ireo no marina raha ianao?🤩Samy mamaly ary e!Have a nice week!
03/08/2026

QUIZ QUIZ!!!👍
Iza amin'ireo no marina raha ianao?🤩
Samy mamaly ary e!
Have a nice week!

31/07/2026

Hafatra kely avy aminao hoan'ireo miezaka ny hivoatra sy ny hitombo fahaizana hatrany!🤗💪🔥

COURS DE VACANCE-ANGLAIS PARLÉ🥰🥰✅Mbola mitohy ny fisoratana anarana hoan'ireo izay mbola tsy nanoratra anarana.✅Sady mia...
29/07/2026

COURS DE VACANCE-ANGLAIS PARLÉ🥰🥰
✅Mbola mitohy ny fisoratana anarana hoan'ireo izay mbola tsy nanoratra anarana.

✅Sady mianatra ny zanantsika no sady miala voly sy manao activités maro be en anglais.

🗓️Ny fidirana manaraka : Lundi 03 Août 2026 hoavy izao

Aza avela hipetraka fotsiny ny zanantsika fa ampianaro teny anglisy sy zava-baovao fa tena tiany be io.🥰

❌Voafetra ihany ny toerana fa misorata ary anarana dieny izao!!
See you!!

📍Lieu: Arrêt bus bassin Analamahitsy
☎️Contact: 038 29 580 45

29/07/2026

ANDROANY ISIKA HIANATRA NY FAMILY!💑👶👧
Andeha hojerentsika ireo vocabulaire ao anatin'izany amin'ny teny anglisy!🥰
Aza adino ny mizara ho an'ny namanao izay mbola tsy mahay!😊

Bonne semaine daholo oh!👋Enganie ho erinandro hitondra fifaliana sy fahazotoana ho anao ity erinandro vaovao ity!🥰      ...
27/07/2026

Bonne semaine daholo oh!👋
Enganie ho erinandro hitondra fifaliana sy fahazotoana ho anao ity erinandro vaovao ity!🥰

🗣️❌ Aza vakiana hoe: "Ka-ré-er" 😅✅ CAREER dia tononina hoe:/kəˈrɪr/🔊 "kuh-REER"👉 Ny tsindrim-peo dia eo amin'ny REER🎯 Oh...
24/07/2026

🗣️❌ Aza vakiana hoe: "Ka-ré-er" 😅

✅ CAREER dia tononina hoe:

/kəˈrɪr/

🔊 "kuh-REER"

👉 Ny tsindrim-peo dia eo amin'ny REER

🎯 Ohatra:

✅ I want a successful career.
(Mila asa sy lalam-piainana mahomby aho.)

✅ She has a great career in marketing.
(Manana asa tsara eo amin'ny sehatry ny marketing izy.)

💡 Tsarovy:

❌ ka-ré-er
❌ ka-ri-er

✅ kuh-REER

😄 Toy ny hoe:

"kuh" + "REER"

🔥 Aza atao hoe:

❌ "My ka-ré-er is good."

Fa ataovy hoe:

✅ "My kuh-REER is good."

💬 Fantatrao ve ny fanononana azy talohan'izao?

🇺🇸📚

Address

Analamahitsy

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Part-Time English Courses - PTEC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category