05/05/2026
Tsy voatery hianatra ny programme rehetra ao amin'ny INFORMATIQUE DE BASE ianao a!๐
Fa afaka ataonao ihany koa ny mianatra ๐ช๐ผ๐ฟ๐ฑ + ๐๐
๐ฐ๐ฒ๐น fotsiny.
โ Toerana : La Vertu Ambohitsaratelo AMPITATAFIKA
โ Sarampianarana : 60.000 Ar
โ Faharetany : 1 volana
โ Famandrian-toerana : 034 08 644 46
๐ปโจ FORMATION WORD & EXCEL โจ๐ป
๐ Maรฎtrisez Word et Excel en seulement 1 mois !
Que vous soyez dรฉbutant ou que vous souhaitiez vous amรฉliorer, cette formation est faite pour vous !
๐ Au programme :
โ๏ธ Saisie et mise en forme de documents (Word)
โ๏ธ Tableaux, calculs et fonctions de base (Excel)
โ๏ธ Astuces pratiques pour le travail au bureau
๐ฐ Frais : 60.000 Ar seulement
๐ Places limitรฉes !
๐ฉ Inscrivez-vous dรจs maintenant en message privรฉ
02/05/2026
Vita ny fiofanana ATELIER CONFECTION NIV.1 izay nataon'i Lucia teo amin'i La Vertu Annexe ANOSIBE ny 29, 30, Avril sy ny 01 Mai teo. Mbola hanohy ny NIV.2 moa izy ny 6, 7, 8 mai 2026 izao. Ankasitrahana ny fandavan-tena sy ny fikirizana hiofana toy izao, hanovo traikefa hiatrehana ny ho avy.๐
โ DATY ใ ATELIER CONFECTION NIV.2
โ LA VERTU ANNEXE ANOSIBE
โ 06, 07, 08 MAI 2026.
โFANDRIO DIENY IZAO NY TOERANAO
โ TรL : 034 08 644 46 / 033 91 711 22
30/04/2026
Ho antsika mpanaraka ny pejy Institut La Vertu izy ity e!๐ Vakio tsara dia mandraisa anjara fa mety ianao no hahazo ny loka๐๐. Anio no mifarana izy ity a!๐ค ALEFA fans ๐โโ๏ธ๐
๐ป๐ฏ JEU INTERACTIF โ GAGNE TA FORMATION ! ๐ฏ๐ป
๐ฅ Tu veux apprendre lโinformatique et payer moins cher ? Cโest le moment !
๐ Le principe est simple : le commentaire avec le plus de rรฉactions gagne ! ๐โค๏ธ๐ฎ
๐ฌ Participe maintenant :
Complรจte cette phrase en commentaire :
ยซ Avec lโinformatique, je peux enfin ________ ยป
๐ Conditions :
โ๏ธ Suis notre page ๐๐ฎ ๐ฉ๐ฒ๐ฟ๐๐ ๐ช๐๐๐ ๐ญ๐ข๐ก๐ ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ต๐ถ๐๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฒ๐น๐ผ
โ๏ธ Invite tes amis ร suivre la page (avec capture)
โ๏ธ Mentionne 5 amis dans ton commentaire
๐ ร GAGNER :
๐ฅ 50 % de rรฉduction sur les frais de formation
๐ฅ 3h de connexion + sandwich
โณ Fin : jeudi 30 avril ร 19 h
๐ข Rรฉsultats : vendredi 1er mai
โ ๏ธ Astuce : invite un maximum dโamis ร liker ton commentaire pour gagner !
๐ Ne rate pas ta chanceโฆ lance-toi maintenant !
28/04/2026
โ
๏ธ Fidirana manaraka amin'ny fianarana INFORMATIQUE DE BASE eto amin'i Institut La Vertu Ambohitsaratelo AMPITATAFIKA ny Talata 05 mai 2026 izao. Manasa anao hamandrika toerana avy hatrany.
๐ฒ 034 08 644 46.
๐ซ โTsy ilaina ny informatique bureautiqueโฆโ ? Diso izany.
๐ป Io no lakilenโny fahombiazana ankehitriny :
โ Mora mahita asa
โ Afaka manao CV sy taratasy irery
โ Mahafehy vola sy business (Excel)
โ Manao prรฉsentation matihanina (PowerPoint)
โ Mitsitsy fotoana ary mahomby kokoa
๐ฅ2 volana hianarana = manova ny hoavinao
๐ Efa misokatra ny fisoratana anarana eto amin'ny ๐๐ฎ ๐ฉ๐ฒ๐ฟ๐๐ ๐ช๐๐๐ ๐ญ๐ข๐ก๐ ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ต๐ถ๐๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฒ๐น๐ผ Institut La Vertu Ampitatafika
Ny fidirana dia isaky ny Talata
Ny tombony?
๐ป 1 ordinateur / personne
๐ถ Connexion internet maimaim-poana
๐ Misy fanadinana ara-panjakana, sy diplรดme ara-panjakana
๐ฉ Soraty โLIANAโ dia andefasana dรฉtail avy hatrany
28/04/2026
Nanokana ity daty 29 sy 30 avril ary 01 mai 2026 ity izahay hianarana ENSEMBLE JOGGING sy TEE-SHIRT ary POLO eto amin'i La Vertu Annexe ANOSIBE.
Ny 06, 07, 08 mai 2026 kosa no hianarana SURVรTEMENT sy SHORT ary MAILLOT DรBARDEUR.
โ
๏ธ Manasa antsika izay vonona hisoratra anarana mialoha.
๐ฒ Famandrian-toerana : 034 08 644 46