Section Kung-Fu Malagasy Wisa District Amparafaravola

Section Kung-Fu Malagasy Wisa District Amparafaravola Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Section Kung-Fu Malagasy Wisa District Amparafaravola, College & University, Amparafaravola.

HO ANTSIKA ETO AMPARAFARAVOLA SY NY MANODIDINA,HO FANKALAZANA NY FAHA 43 TAONA NISIAN'NY KUNG-FU WISA DIA HO TONGA ETO A...
14/06/2023

HO ANTSIKA ETO AMPARAFARAVOLA SY NY MANODIDINA,HO FANKALAZANA NY FAHA 43 TAONA NISIAN'NY KUNG-FU WISA DIA HO TONGA ETO AMPARAFARAVOLA NY GRAND MAITRE AVOKO SADY FILOHAN'NY FÉDÉRATION MALAGASY DE KUNG-FU WISA HANOLOTRA ANAO FAMPIANARANA MIFOHAZA RY GASY,HAMPIANARANA ANAO IREO TSIAMBARATELON'NY FIAINANA ,TANTARA SY IREO FOTOMPISAINANA MAMPAHOMBY ,IZA ISIKA GASY?,KOA MANASA ANTSIKA REHETRA TSY ANKANAVAKA NY ASABOTSY 17 HOAVY IZAO AO AM EFITRANO MALALAKA SAINT MICHEL AMPARAFARAVOLA IARAHANA AMIN 'IREO MPIKATROKA KUNG-FU,TONGAVA MARO ,TSY MISY VIDIMPIDIRANA......MIFOHAZA RY GASY,MIFOHAZA RY GASY,MIFOHAZA RY GASY...AOI.

04/05/2023

N'y section de kung fu Malagasy wisa district Amparafaravola izay eo ambany fiahian'ny fédération internationale de Kung fu wisa Kung Fu miaraka amin'ny Grand maître Avoko izay feno 43 taona Dia mampahafantatra antsika vahoaka fa mitohy hatrany ny asa sosialy manerana ny nosy.Misy noho izany ny fanomezana rà maimaimpoana izay atao ao am hopital Amparafaravola n'y asabotsy 06 mai am 9 Ora maraina"Manome rà,Manome aina""Kung fu wisa,Mandresy mandrakariva"

03/05/2023

N'y section Kung-Fu Malagasy Wisa District Amparafaravola Dia faly miarahaba anao!mirary soa tompoko!!

Address

Amparafaravola

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Section Kung-Fu Malagasy Wisa District Amparafaravola posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share