Cours la réussite/Atsimo Andrefana

Cours la réussite/Atsimo Andrefana

Share

Réussir à l'examen

22/04/2018

Manoloana ny toe-draharaha eto misy eto @ firenena dia manao izao fanambarana izao izahay:
-Mirary fiononana feno ho an'ny manamanjo.
-Manameloka tanteraka ny fandatsahana ain'ny samy Malagasy
-Mankahery hatrany ny tia tanindrazana

01/01/2017

NY COURS LA REUSSITE DIA FALY MIARAHABA ANTSIKA IABY NOHON'NY FAHATONGAVAN'IZAO TAONA VAOVAO IZAO

31/08/2016

Bonjours,
Ny Cours la Reussite Toliara sy Ampanihy dia mampahafantatra antsika rehetra, fa eto ampanomanana ny taom-pianarana vaovao ny tomponandraikitra .

26/02/2016

Cours la Réussite Ampanihy+Toliara @ Vacances de Pâque rendez vous à Fianarantsoa (Andranomafana)

21/02/2016

Ny cours la Réussite dia eto andalana fanomanana ny Voyages d'Etudes izay hatao any Fianarantsoa (Andranomafana)

14/02/2016

Faly miarahaba antsika rehetra ny Cours la Réussite fetin'ny mpifankatia izao!
Mirary fety sambatra ho antsika rehetra.
Mitomboa fitiavana ombam-pahendrena.

Photos from Cours la réussite/Atsimo Andrefana's post 01/02/2016

Bonjour two le monde!
Ny vao2 azo ambara voalohan'ny volana febroary izao dia:
* @ faha 20 mars 2016 ho avy izao no mianga mizotra mihazo ny lalam-pirenena faha 7 iny ny Ekipan'ny COURS LA RÉUSSITE rehetra hanatanteraka ny " Voyages d'Etudes" izay ho tontosaina any Tamatave (faritra Atsinanana).
Koa mangataka vavaka sy fanohanana avy aminareo namana rehatra.

Photos from Cours la réussite/Atsimo Andrefana's post 01/02/2016

Io tompoko no saim-pirenentsika Malagasy rehetra. Mifono hevi-dalina ny hoe: fotsy , mena , maintso. Fakafakao?

03/01/2016

Ny cours la réussite rehetra manerana ny faritra Atsimo-Andrefana dia miarahaba Atsika rehetra nahatratra izao taona vaovao(2016) izao.
Fahasoavana sy Fahombiazana no mirotsaka amitsika rehetra mandritra ity taona vaovao ity

01/01/2016

Ny Cours la Réussite rehetra manerana ny faritra Atsimo Andrefana dia faly @ izao nanomezan'Andriamanitra antsika mianakavy n'y taona vaovao izao.
Ity taona ity dia taonan'ny: Fahombiazana, fahasalamana, fahalemana, fitiavana.

Photos from Cours la réussite/Atsimo Andrefana's post 01/01/2016

Tratrin'ny taona 2016 daholo tsika rehetra
Enga anie mba hitondra fahombiazana ho antsika ity taona ity

Want your school to be the top-listed School/college in Ampanihy Ouest?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Address


Lycée Ampanihy
Ampanihy Ouest
605