12/05/2026
📢 FILAZANA HO AN’NY MPIANATRA SY NY DAHOLOBE
Noho ny fanovana ny CNTEMAD ho Oniversite Virtoaly ho an’ny Daholobe (UVP), hisy delegasiona avy amin’ny MESUPRES tarihin’ny Tale Nasionalin’ny CNTEMAD hanao fampahafantarana.
🗓 14 mai 2026
⏰ Amin’ny 4 ora hariva
📍 Toerana : Bureau CRTE, Enceinte RAZAFIMAHEFA Rainy Ambohibary
Hisy koa fotoana fifanakalozan-kevitra sy famaliana fanontaniana miaraka amin’ny tompon’andraikitra eo anivon’ny fitantanana mba hanomezana fanazavana sy hamaliana ireo fanontanian’ny mpianatra sy ny daholobe.
Manentana antsika rehetra ho tonga maro sy handray anjara.
Misaotra tompoko.
CRTE Ambositra : 034 02 154 21 /034 02 154 34
Whatsapp / Telegram : 034 48 115 12
E-mail : [email protected]
Gmail is email that’s intuitive, efficient, and useful. 15 GB of storage, less spam, and mobile access.