12/06/2026
Joyeux anniversaire🎂🎊🎉, Frère Antoine !
En ce jour spécial, nous rendons grâce à Dieu pour le don précieux de votre vie. Que le Seigneur vous comble de ses bénédictions, vous accorde une santé florissante, une joie profonde et renouvelle chaque jour votre enthousiasme dans votre vocation.
Que votre chemin soit toujours illuminé par l'amour du Christ, et que votre témoignage de foi, de fraternité et de service continue d'inspirer tous ceux qui vous entourent.
Nous vous souhaitons une année remplie de paix, de bonheur, de grâces abondantes et de belles réalisations.
Bon et saint anniversaire, Frère Antoine ! 🎉🙏✨
"Que le Seigneur te bénisse et te garde ; qu'il fasse rayonner sur toi son visage et t'accorde sa paix." (Nb 6, 24-26)
19/05/2026
19 mey: fetin'i Fr Raphaël Louis Rafiringa olontsambatra.
Vavaka fangatahana fahasoavana.
Ry Andriamanitra izay nampanantena fa izay manetry tena dia hasandratra ary izay mampianatra ny fahamarinana amin'ny maro dia hamirapiratra mandrakizay any an-danitra. Mihanta Aminao izahay mba hampiharihary ny voninahitry ny mpanomponao Frera Raphael-Louis.
Tompo o, arotsahy amin'izay mangata-bonjy Aminao noho ny fahatsiarovanao ny hatsaram-panahy nananany teto an-tany ny fahasoavanao........( tononina eto ny fahasoavana angatahana )
Enga anie ka hohajain'ny Fiangonana masina ny fahatsiarovana azy, ka hanomezany anay fakan-tahaka sy mpiaro vaovao, izay hamonjy anay amin'ny asanay sy ny fahasahirananay rehetra, ary hanampy anay ho tody soa aman-tsara any amin'ny hasambarana mandrakizay. Amen.
Rainay...
Arahaba ry Maria...
Voninahitra...
👉🏼 Bonne fête à toute la famille LASALLIENNE ⭐⭐
13/05/2026
Talata 12 mai 2026
👉🏼 Carnaval mpianatra Lycée Saint Louis Ambositra
03/05/2026
Salama o!!.
Io ny SATROKA famaranana 125eme atsika
👉🏼 Koa manasa atsika anjifa
👉🏼 Prix 10.000 Ar
👉🏼 Misy ny ankizy sy an'olon-dehibe
Manaraka atsika hividy io fa ho atsika io 💓🥰