14/06/2025
Isaorana Andriamanitra fa tontosa soamantsara anio Asabotsy 14 jona 2025 ny "Sortie de promotion",andiany faha enina tato amin' ICND(Institut catholique Notre Dame),Ny Études françaises : promotion R.A.R.E(Responsabilité Action Réalisation Éthique) sy ny Droit : promotion FANDRESENA,samy nahazo ny mari-pahaizana "LICENCE".Mirary soa azy rehetra mba samy ho tonga amin'ny tanjona izay hiriany.