14/10/2024
😭Filazana manjo😭
Ilazana isika fa tena manjonmbona tanteraka noho ny fahoriana any Befandriana Nord(Ankazambo misy ny razana)
Nandao antsika i RAZAFINANANTSOA Maria Semira manaraka ILC/SS(EFF)promotion 2020 , AVY any amin'ny commune Antsakabary, tamin'ny 12 ora teo no nandao antsika izy no ho ny Antony tsy fahasalamana
,mpikambana tao amin' ny association SEBAUM,