09/06/2020
fampivadiana fiompiana anankiroa mba tsara ho fantatra,nygana miha matavy mahazo rano sady manome ny tainy izay manome zezika manamasaka ny dobo sady mamokatra ny bibikely ato hoe phytoplancton izay hanin'ny trondro avy eo ,mahazo vokatra roa indray miaraka ,azo atao koa ny kisoa sy ny akoho,ny rano koa mbola azo anondrahana ny anana izay volena