Hautes Etudes Pratiques de Madagascar - Serasera

Hautes Etudes Pratiques de Madagascar - Serasera

Share

Fampiofanana samihafa ho fanampiana anao

09/02/2020

On peut traduire texte, documents, etc en malagasy anglais , francais

11/05/2018

Faly miarahaba antsika rehetra , ny vaovao dia misokatra ny banky talenta eto @ HEPM koa manentana antsika rehetra liana @ izany hanokatra compte , tsotra nefa tsy manahirana ny fampiasana azy @ alalan'ny finday tsy mifidy tambazotra.Maneho fisaorana sahady ho antsika izahay!
MANANTONA ATY RAHA MILA FANAZAVANA FANAMPINY FA MAHASOA ANTSIKA IO.
CITE AMBOHIPO LOGEMENT 19

19/04/2018

MANOMBOKA INDRAY NY FORMATION REHETRA ETO AMIN'NY HEPM TOY NY INFORMATIQUE, LANGUES, BUSINESS,DÉVELOPPEMENT PERSONNEL, TONGAVA FA AZA MISALASALA MAKA NY ANDININY ETO AMBOHIPO CITE LGT 133 NA MIANTSO NY LAHARANA 033 14 996 16 DIA SAMY TAHIAN'I TOMPO DAHOLO.

19/04/2018

MISOKATRA INDRAY NY FORMATION ETO @ HEPM MANOMBOKA NY VOLANA MAI 2018, TONGAVA MISORATRA ANARANA TEL 033 14 996 16/ 034 69 424 20

15/01/2018

Misaotra antsika rehetra manaraka sy tia ny page ,miala tsiny fa tsy mba voavaly izy ireny nohon'ny faharatsian'ny connexion fa misokatra indray izao ny fisoratana anarana mahakasika ireto formation ireto: Informatique, français, anglais, business tongava fa aza misalasala maka ny andininy , fa ilainbtsika hiatrika ny fiainana izany! Dia samy ho tahian'i Tompo daholo isika!

26/09/2017

mbola mitohy ny porte ouverte @ Zoma 29/09/2017 sy ny Asabotsy 30/09/2017 izao ! tongava maro fa ahitanao zavatra maro isankarazany ao!

Misy varavarana misokatra ho antsika eto @ HEP @ Zoma sy Sabotsy ho avy izao 22/09/2017

19/09/2017

Misy varavarana misokatra ho antsika eto @ HEP @ Zoma sy Sabotsy ho avy izao 22/09/2017

29/08/2017

, eo anivon'ny HEPM:
1- Ho an'ny eny amin'ny na : "Amélioration du climat scolaire et de la qualité des études; pour favoriser la réussite de chaque élève » (Fidirana : 4 septambra; Faharetany: 1 volana (adiny 4/herinandro) ;Sarany : 15.000Ar)

2- Ho an'ireo vao afaka na efa eny amin'ny : "Amélioration du climat universitaire et de la qualité des études; du cursus Universitaire au monde professionnel » (Fidirana : 6 septambra; Faharetany: 1 volana (adiny 8/herinandro) ; Sarany: 20.000Ar)

3- Ho an'ireo izay te hivelatra ao anatin'ny tontolon'ny sy ny fitantanana, : "Amélioration du climat de la création d’entreprise et de la qualité des échelles commerciales, afin de comprendre l’environnement de l'entrepreneuriat et maîtriser les nouvelles manières d'aborder le business » (Fidirana: 6 septambra; Faharetany: 1 volana (adiny 4/herinandro); Sarany: 30.000Ar)

sy : HEPM Ambohipo, logt 19 cité civile na 0 33 14 996 16/0 34 39 064 54

Photos 02/12/2015

Vaovao tsara be: Mpianatra iray ato aminay nahatafiditra lelavola 10 0000 000 ar tao anatin'ny roa volana nefa mbola tsy vita akory ny fiofanana nataony. Tena hita fa hanana ny maha izy tokoa izy io atsy ho atsy eo amin'ny sehatry ny fandraraharahana. Arahabaina e. Raha te ho anisan'ny mpianatray koa ianao dia efa misokatra ny fisoratana anarana. Amin'ny volana janoary ny fidirana.

Want your school to be the top-listed School/college in Ambohipo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Logement 19 à 50 M Du Restaurant MIAM
Ambohipo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00