Lycee Prive Ideal school Ambohidahy

Lycee Prive Ideal school Ambohidahy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lycee Prive Ideal school Ambohidahy, School, Ambohimanambola -Masindray, Ambohimanambola.

01/05/2022
05/02/2022
14/01/2022

🔴BAKALOREA 2022🔴

Tsiahy
12/01/2022

Tsiahy

🇲🇬🥰 Tamin'ny andron ny Filohampirenena TSIRANANA no entitra indrindra ny fitandroana ny FAHADIOVANA, indrindra ny teto Andrenivohitra.
Ohatra tamin'izany:
- izay tokontany maloto, tsy nifafa dia mandoha lamandy
- izay miakatra eny Analakely, esplanade,...ka manao akanjo voretra na maloto na tsy dia mihaja dia voasazy,
- izay manary fako na inona na inona eny andalambe dia voasazy mafy, mandrora sns ihany koa
- izay ankizy na tanora hita mandehandeha eny an-dalana amin ny ora fianarana dia anontaniana ny karatra maha mpianatra sao mirenireny.
- ny mpianatra teny amin'ny EPP, CEG, LYCEE no mihaja indrindra, sy avo lenta indrindra. Matetika zana-bazaha no nianatra teny sy ireo zanaky olona ambony. ...
Maro tsy voatanisa

©Mares Archive via
©Malagasy ve ianao

Mety mahasoa antsika ity
05/01/2022

Mety mahasoa antsika ity

🇲🇬😍Ohabolana sy oham-pitenenana mahakasika ny VADY

"Ny vady jerijery"
"Raha tiana ny vady,ny rafozana no tsinjovi-mandeha"
"Misao-bady tanora, ka manome zara ho an'ny hafa"
"ny ho Vadiana betsaka,fa ny rafozanina no tsy misy"
"Ny vady no tiana ka ny rafozana no malala"
"Ratsy tarehy mangata-bady,ka ny anaran-dray no enti-mangataka"
"tsy misy malahelo toy ny maty vady,fa raha milalao mitehaka ihany"
"Tsy misy malahelo toy ny maty vady,fa raha manitsaka afo mitsinjaka ihany"
"

Tohizo izay mbola mahalala isika!

MALAGASY VE IANAO

Miara mifaly d miara manala rehefa reraky ny fampianarana Mankafy cabane ,,,Ideal School
24/12/2021

Miara mifaly d miara manala rehefa reraky ny fampianarana
Mankafy cabane ,,,Ideal School

Address

Ambohimanambola -Masindray
Ambohimanambola

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lycee Prive Ideal school Ambohidahy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category