07/12/2025
💕💕💕IFEM Madagascar💕💕💕
Isaorana lehibe Andriamanitra satria nohon’ny fahasoavany hatrany no nahafahan’ny IFEM Madagascar nahatontosa ny *sortie de promotion MAHOMBY anio teto @ CCI Ivato #
🙏Isaorana lehibe ny fitondram-panjakana indrindra fa Ramatoa ministre ny fanabeazam-pirenena HANITRINIANY Élis KARENA izay ny andiany indray mihira MAHOMBY 2025 ity satria dia henin-kaja sy henim-boninahitra tokoa ny mpiofana rehetra manana reny mpiahy mahalala ny maharary ny mpanabe.
🙏Tsy adino ihany koa ny Tale Jeneralin’ny INFP Atoa RABENANDRASANA Théophile tonga nisolo tena ny minisitra nanome voninahitra ny lanonana teto @ CCI Ivato androany.Sitraka ho enti-matory tompoko 🌷🌷🌷
🇲🇬Mirary soa ny mpiofana rehetra ho tonga @ ambony indrindra ary ho ela velona ny IFEM Madagascar
🌷🌷🌷Construisons la société de demain🌷🌷🌷