Soutien de cours scientifiques en lignes

Soutien de cours scientifiques en lignes Nous travaillons ensemble et nous nous soutenons pour atteindre nos objectifs. perspective positive

03/07/2023

Mbola maro be no te hianatra ato. Mankasitraka indrindra tompoko saingy tena tsy araka intsony. Mirary fahombiazana ho anareo

Efa tonga ilay fotoana nifanomezana oh. Efa afaka mandray anareo izay mila fanampiana amin'ny taranja scientifique amin'...
12/01/2023

Efa tonga ilay fotoana nifanomezana oh. Efa afaka mandray anareo izay mila fanampiana amin'ny taranja scientifique amin'izay izahay eto amin'ny Soutien de cours scientifiques en ligne.



07/01/2023
Ny fahombiazanao no tanjonay
24/11/2022

Ny fahombiazanao no tanjonay

Ry mpanabe namana, tsy attestation no tena ilain'ny mpianatrao fa fahalalana

Ry mpampianatra namana, tsy certificat no tena ilain'ny mpianatrao fa fahaizana

Maro loatra ny olona nataonay "entretien" izay, manana licence, master, DEA... nefa tena tsy ao mihitsy ilay fahaizana rehefa manadina azy izahay...

Mampanontani-tena mihitsy indraindray hoe: novidiana ohatrinona ilay diplaoma?
Mampanontani-tena mihitsy indraindray hoe: olona toy ny ahoana ny mpampianatra an'ireto ankizy manana diplaoma be ireto? Sanatria olona nividy diplaoma koa ve?

Mpianatra ianao?
Aza atao "afa-panadinana" no tena tanjonao: fa ianao mahafehy ny zavatra nianaranao!

Ny anisan'ny mahatonga ny firenena iray tsy handroso dia mianatra mba hahazo diplaoma no tanjona hapetrakin'ny mpianatra fa tsy mianatra mba hahay.

Ny anisan'ny mahatonga ny firenena iray tsy handroso dia manao ny fombafomba sy fikafika hahazahoana diplaoma fotsiny ny ankamaroan'ny olona mba hidirana miasa...

Raha diploma fotsiny no anton'ny hianarana dia: be dia be no lalana hahafahana ny ho tonga amin'izany tanjona izany :
- mi'fraude
- mangalatahaka
- mividy sujet
- mampiasa influence sy relation
- misipa amin'ny mpampianatra
- mividy diplaoma
- rehefa akaiky examen vao mikoropaka mianatra
- sns sns sns

Manomboka izao, n'inona n'inona hianaranao, na stage io na asa na fianarana... tadidio fa tsy ilay taratasy kely iny no tena zava-dehibe fa ianao mahay... ianao mahafehy!

MIANARA MBA HAHATONGA ANAO HAHAY fa aza mianatra satria te hahazo diploma fotsiny....

Tsara ity alakamisy ity

11/11/2022

Indro ary ilay video fizarana torohevitra.
Mbola hoavy ihany ny teny Malagasy raha ohatra ka betsaka no tsy mahazo tsara azy.

zarao amin'ny namanao tena mila azy ity na mentionner-o izy.

Source video : Youtube chaine Apprendre les Maths en prepa

tsy miankina amin'ny hafa ny fahombiazanao
10/11/2022

tsy miankina amin'ny hafa ny fahombiazanao

ZARAO AMIN'NY NAMANAO MBA HO FANAMPIANAO AZY
01/10/2022

ZARAO AMIN'NY NAMANAO MBA HO FANAMPIANAO AZY

Address

Avarabohitra
Ambohidratrimo
105

Telephone

+261341251002

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soutien de cours scientifiques en lignes posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Soutien de cours scientifiques en lignes:

Shortcuts

Share