Maintimolaly Lycée Privé FJKM DAVID Griffiths Ambohidratrimo

Maintimolaly Lycée Privé FJKM DAVID Griffiths Ambohidratrimo Sekoly Ambony FJKM teo aloha

🙏🙏🙏Isaorana ny Tompo fa tontosa ny Sabotsy 7 jona 2025 teo ny fankalaana ny ivon'ny jobily faha 200taonan'ny sekoly.🙏🙏✊1...
12/06/2025

🙏🙏🙏Isaorana ny Tompo fa tontosa ny Sabotsy 7 jona 2025 teo ny fankalaana ny ivon'ny jobily faha 200taonan'ny sekoly.🙏🙏
✊1824-2024✊
Fotoana nitokanana trano fianarana 2 misy efitrano 4 ary koa nanolorana mariboninahitra ara-panjakana ho an'ny mpampianatra sy Mpandraharahan'ny Fiangonana.
💗Isaorana ny rehetra niombona tamin'izany.🙏
Ho an'Andriamanitra irery anie ny voninahitra🙏🙏

Excursion LP FJKM DAVID GRIFFITHS centre de Loisir RIANTSOA.Dihy sy lalao maro samihafa fa nisongadina t@zany ny foot a ...
16/04/2025

Excursion LP FJKM DAVID GRIFFITHS centre de Loisir RIANTSOA.
Dihy sy lalao maro samihafa fa nisongadina t@zany ny foot a 7 MPAMPIANATRA # MPIANATRA
Nahafinarotra fa misaotra ny rehetra eee

🙏🙏🙏Isaorana ny Tompo fa tontosa ny sabotsy 5april 2025 lasa teo ny sakafonjobily faha 200 taonan'ny sekoly.🙏🙏🙏🙏Isaorana ...
07/04/2025

🙏🙏🙏Isaorana ny Tompo fa tontosa ny sabotsy 5april 2025 lasa teo ny sakafonjobily faha 200 taonan'ny sekoly.🙏🙏🙏
🙏Isaorana be dia be ianareo namana sy tapaka ary raiamandreny rehetra nanatrika izany. 👏👏
🙏🙏Isaorana manokana ny Prezida synodaly sy ny birao namany, ny Talemparitra FPMP 10 sy ireo sekoly nanampy tato 10.
Isaorana ny Mpitandrina mivady sy ireo Mpitandrina hafa nasaina sy tonga niatrika izany 🙏👏
🙏Isaoranao ny Solombavambahoaka Andriamatoa Mamy RABENIRINA mivady.
Ny Ben'ny tanana commune Iarinarivo.
🙏Isaorana indrindra ireto mpanohana manokana ny sekoly ireto dia ny ONG Ankizy Gasy sy ny Ray aman-dRenin'Andriamatoa Miara Rabearisoa izay nanatrika izany.
🙏Isaorana ianareo maintimolalin'ny sekoly tonga tamim-pitiavana.
Manentana ireo maintimolaly hafa koa hiombona ho amin'ny fampandrosoana ny sekoly.
🙏🙏Isaorana be ireo mpampianatra rehetra sy Ray aman-drenin'ny mpianatra ary ny mpianatra fa teo foana ianareo.
🙏🙏🙏Tsy ny kely indrindra akory fa ireo Komitin'ny sekoly izay rantsantanan'Andriamanitra nanatanteraka izao. Mahafinaritra daholo ianareo. Merci presidente 👍👍👍
NB: Aza hadino fa mbola hiombom-pifaliana isika Jona izay ivon'ny jobily.🎂
Mirarisoa ry havana.

Tsy hay ny hangina fa ampifaliana no isaorana ireo namana rehetra avy any ivelany nanolotra ireto fitaovana ireto ho an'...
10/04/2024

Tsy hay ny hangina fa ampifaliana no isaorana ireo namana rehetra avy any ivelany nanolotra ireto fitaovana ireto ho an'ny sekoly. Misaotra indrindra A/toa Miara Rabearisoa mianakavy🙏🙏. Misaotra ny ekipan'ny Ankizy Gasy koa teo foana tao anatin'izay fotoana ela izay. Misaotra OnOny Rakotoarivelo
Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra🙏🙏🙏

29/02/2024
OLYMPIADE FPMP-10 Isaorana ny Tompo noho ny fahatanterahan'ny Olympiade 2024 sy ny vokatra azon'ny sekoly tamin'izany.Mp...
07/02/2024

OLYMPIADE FPMP-10
Isaorana ny Tompo noho ny fahatanterahan'ny Olympiade 2024 sy ny vokatra azon'ny sekoly tamin'izany.
Mpianatra 6 no niatrika izany ka ny 4 niatrika ny dingan'ny famaranana. Ny 2 tamin'izy ireo samy laharana fahatelo avokoa.
Isaorana ianareo mpianatra niatrika izany fa samy nanao ezaka ianareo. Arahabaina manokana i Fitia 1ere sy i Aina 8eme.

Mitomboa fahaizana hatrany ianareo rankizy a

Misorata anarana haingana oooo
03/02/2024

Misorata anarana haingana oooo

25/10/2023

Efa azo alaina aty amin'ny Lycee FJKM David Griffiths ny certificat ho anareo nahazo mention tamin'ny Bacc teo.
Zoma 24/10/23 izao vao azo alaina. Tsy miokatra ny birao amin'ny herinandro.
Mankasitraka

Misaotra ny Akany Avoko Ambohidratrimo👏👏 nampindrana toerana hanaovan'ny ankizy activite mandritry ny fandraisambahiny🙏🙏...
10/08/2023

Misaotra ny Akany Avoko Ambohidratrimo👏👏 nampindrana toerana hanaovan'ny ankizy activite mandritry ny fandraisambahiny🙏🙏. Faly eri ny ankizy.
Zao tokoa le hoe miara-miasa ho an'ny ankizy👍👍

Isaorana ny Tompo ny asa vita tao anatin'ny 5 andro. Nanomboka ny alatsinainy 24/07/23 teo no nandatsaka vato. Isaorana ...
29/07/2023

Isaorana ny Tompo ny asa vita tao anatin'ny 5 andro. Nanomboka ny alatsinainy 24/07/23 teo no nandatsaka vato. Isaorana ny mpanao ny asa. Mivavaka hahatanteraka hatramin'ny farany

16/07/2023

Mirarisoa ho anareo hiatrika fanadinana BACC indray e!🙏🙏
ny Tompo anie hanolo-tsaina anareo🙏🙏

💯💯🤽‍♀️🤽‍♀️Fialamboly vita BEPC sady famaranana ny fiarahan'ny 3eme faraparany alohan'ny vacance. 🤼‍♀️🤼‍♂️🤾‍♂️🤽‍♀️Nahafin...
07/07/2023

💯💯🤽‍♀️🤽‍♀️Fialamboly vita BEPC sady famaranana ny fiarahan'ny 3eme faraparany alohan'ny vacance. 🤼‍♀️🤼‍♂️🤾‍♂️🤽‍♀️Nahafinaritra ny tontolo andro. Soa fa nafana tsara. Bonne vacance de mirarisoa -panadinana e!🙏🙏

Address

Lot FSI 5G Soamananety
Ambohidratrimo
105

Telephone

+261345500173

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maintimolaly Lycée Privé FJKM DAVID Griffiths Ambohidratrimo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Maintimolaly Lycée Privé FJKM DAVID Griffiths Ambohidratrimo:

Shortcuts

Share

Category