Les Råstã

Les Råstã Musique

Batsiray
03/02/2022

Batsiray

🚨🚨🎽MIOMÀNA HIATRIKA NY RIVODOZA, MIVONONA HISEDRA NY RIVODOZA🚫🚨

//Alakamisy 03 Febroary 2022 - 4 ora maraina//

Mahery vaika i , mihoatra be noho i ANA ny heriny, ny rivotra sy ny tafiotra miaraka aminy ary orana manampy izany.

🌊Any amin'ny 730 km Atsinanan'i Mahanoro no misy ny foibeny izay miaraka amin'ny rivotra 195 km/h sy tafiotra 280 km/h

🆘Manomboka ny ZOMA dia efa hifofofofo ny rivotra miaraka amin'ny orambe na dia SABOTSY aza no vinavinaina hiditra an-tanety manodidina an'i Mahanoro ny foibeny.

🚒Hamafiso àry ny tafontrano sy ny varavarana na aleo mifindra @ toerana azo antoka raha mampiahiahy.

🚩Ampitaina (Ampitapitao) amin'ireto faritra ireto ny fampimailoana sy fivononana:
Analanjirofo, Atsinanana, Alaotra Mangoro, Vatovavy, Fitovinany, Atsimo Atsinanana, Analamanga, Itasy, bongolava, Vakinankaratra, Amoron'i Mania, Matsiatra Ambony, Ihorombe, Antalaha, Mandritsara, Tsaratanana ary Taolagnaro.
(Cyclone Madagascar)

Address

Ambohidratrimo
105

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Les Råstã posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share