24/05/2026
HANASANA NY MAINTIMOLALY sy IREO FIKAMBANANA MASINA NA VAOMIERAN'ASA EO ANIVON'NY FIANGONANA , ISAKY NY KILASY SY NY SEKOLY (tsy ao anatiny ny clubs)
un seul Lycée catholique au sein du district d'Ambohitrimanjaka, dans ladite commune
24/05/2026
HANASANA NY MAINTIMOLALY sy IREO FIKAMBANANA MASINA NA VAOMIERAN'ASA EO ANIVON'NY FIANGONANA , ISAKY NY KILASY SY NY SEKOLY (tsy ao anatiny ny clubs)
22/05/2026
°MIVERINA MIANATRA NY TALATA 26 MAI ANKOATRY NY PRESCOLAIRE, MIDITRA @ 7ora MARAINA, MANAO TABLIER
°CEPE CATHOLIQUE ENY ANOSIMANJAKA TALATA 26 MAI
°MITOHY NY FIANARANA NY ALAROBIA HATRAMIN'NY ZOMA 29 MAI
16/05/2026
Mankasitraka ny rehetra
14/05/2026
SALAMA EZAKA MANARAKA NY BIBLIOTHEQUE MEDIATHEQUE
09/05/2026
ity izany no antony ilaina ilay copie mpianatra
05/04/2026
Mirary fety sambatra ho antsika rehetra
SALAMA MITADY MPAMPIANATRA PHILO -FRS Tles (COURS SAMEDI)
N'hesitez pas de nous contacter au 033 50 832 66
18/02/2026
🟣🙏Alarobian'ny Lavenona 🙏🟣
👉Ny Alarobian'ny Lavenona no fiandohan'ny dia ho amin'ny fanavaozana sy fibebahana.
🗓️😇40 Andro hanatonana an'Andriamanitra, hanadiovana ny fo ary hanavaozana ny Fanahy.
📍« Tsarovy fa vovoka ianao, ary ho vovoka indray »... Nefa eo anelanelan'izany dia fiainana feno fitiavana, fanomezana ary fahamasinana no tokony ho velomina.