COACH SÔLÔ

COACH SÔLÔ Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from COACH SÔLÔ, Personal coach, AVARATRA ANTANIMORA, Ambohibao.

La Musculation.Tsara ho Fantatra
14/12/2025

La Musculation.
Tsara ho Fantatra

11/12/2025

IZA INDRAY no ho AFAKA amin’izao SABOTSY izao 9h a 12h Any Aminy gemini
Miaraka amin’Coach sôlô

09/12/2025

Gainage izany ah

08/12/2025

Ao anatiny Préparation an’Balle an’faran’TÔNA izahay ah
“C’est dans la tete” Harimanga Razanajatovo

05/12/2025

Aza hadino fa ny OBLIQUE anisany maha-kely ny VALAHANA (taille de guêpe 🐝) ary mamôka ny FORME tsara

05/12/2025
03/12/2025

TANDREMO LETSY IZANY AH..!

28/11/2025

Alefa-Alefa

27/11/2025

ENAO le efa VIZAKA naka SQUAT BE ino no mbola asain’MADAMA mitrotro ANAZY indray rehefa tonga any antrano.

25/11/2025

Ho anareo izay vao HIKOFOKA haka forme hoentina Aminy Faran’tôna ….ANDAO raha hiarak’aminay fa mbola TSY TARA

ILAINA ny MIFAMPIZARA na MIFAMPANOME MÔTIVAKA amin’rehetra : Amin’Fitadiavana Amin’kotrana -> ANISANY maha PIVADY KOA IZ...
20/11/2025

ILAINA ny MIFAMPIZARA na MIFAMPANOME MÔTIVAKA amin’rehetra : Amin’Fitadiavana Amin’kotrana
-> ANISANY maha PIVADY KOA IZANY ……!!!
Alefa - Alefa

18/11/2025

Samby manana ny Tanjony - Samby manana ny Degré ny Hatezerany sy Motivation n’y - samby manana ny vatany sny Problèmany -> DONC Tsisy MIFAPIANDRIANDRY IZANY.

Address

AVARATRA ANTANIMORA
Ambohibao
101

Opening Hours

Monday 05:00 - 19:30
Tuesday 05:00 - 19:30
Wednesday 05:00 - 19:30
Thursday 05:00 - 19:30
Friday 05:00 - 19:30
Saturday 05:00 - 19:30

Telephone

+261320233357

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when COACH SÔLÔ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category