ELC Ambohibao

ELC Ambohibao cours d'anglais,cours de français et cours d'informatique

Mitohy hatrany ny fandrasaina mpianatra amin ' izao volana desambra izao.Sady miaraka amin ny tolotra goavambe.Tena mety...
02/12/2021

Mitohy hatrany ny fandrasaina mpianatra amin ' izao volana desambra izao.Sady miaraka amin ny tolotra goavambe.Tena mety ho an'ireo avy naka BAC na koa isika izay efa miasa. COURS D 'ANGLAIS, DE FRANCAIS ARY INFORMATIQUE BUREAUTIQUE .Misy rentree vaovao isan-kerinandro fa arakaraky ny niveau.Cours en groupe na particulier.Fampianarana maoderina sy manarapenitra.Mpampianatra diplomé de Cambridge University.
Misokatra ny fisoratana anarana. Mivoha alatsinainy hatramin ny sabotsy amin 'ny 07 ora sy sasany hatramin' ny 5 ora ny birao.
Elc Ambohibao 034 71 439 34
Elc Mahamasina 034 45 222 28
Elc Mahazo 034 97 382 72

14/03/2021

COURS D’ANGLAIS, DE FRANCAIS ARY INFORMATIQUE BUREAUTIQUE ato amin’ny English Language Course.
Agréé par l’Etat.
Voahaja ny fepetra ara-pahasalamana koa aza misalasala fa tongava misoratra anarana.

Cours journalier na cours de samedi fotsiny.
Misy niveau 6: débutant hatramin’ny avancé ary 3 mois par niveau.
Misy cours particulier koa. Afaka mankany an-trano ny mpampianatra.

Misokatra foana ny birao ELC Ambohibao ampitan’ny ACCES BANQUE .
Tel : 034 71 439 34 na midira mp raha mila fanazavana fanampiny.

COURS D’ANGLAIS, DE FRANCAIS ARY INFORMATIQUE BUREAUTIQUE ato amin’ny English Language Course. Agréé par l’Etat. Voahaja...
16/09/2020

COURS D’ANGLAIS, DE FRANCAIS ARY INFORMATIQUE BUREAUTIQUE ato amin’ny English Language Course.
Agréé par l’Etat.
Voahaja ny fepetra ara-pahasalamana koa aza misalasala fa tongava misoratra anarana.

Cours journalier na cours de samedi fotsiny.
Misy niveau 6: débutant hatramin’ny avancé ary 3 mois par niveau.
Misy cours particulier koa. Afaka mankany an-trano ny mpampianatra. Fampianarana maoderina sy manarapenitra. Mpampianatra diplomé de Cambridge university.

Araraoty fa hoan’izay misoratra anarana amin’ny cours de langue (anglais na francais) dia mahazo FIHENAMBIDY 50% be izao raha hanao informatique koa. Tolotra manan-kery mandra-pahafenon’ireo places disponibles. Misokatra isa-maraina ny fisoratana anarana.

ELC Ambohibao ampitan’ny ACCES BANQUE .
Tel : 034 71 439 34 na midira mp raha mila fanazavana fanampiny.

Mitohy hatrany ny fandraisana mpianatra eto amin'ny ELC English Language Course ka tongava arý misoratra anarana  fa mia...
09/09/2020

Mitohy hatrany ny fandraisana mpianatra eto amin'ny ELC English Language Course ka tongava arý misoratra anarana fa miandry anao izahay 😊😊😊.

Elc Ambohibao ampitan 'ny accès banque !
Tel: 034 71 439 34

MANOMBOKA DAHOLO NY COURS EN SALLE AMIN’NY ELC REHETRA. Cours d’anglais, français ary informatique bureautique ato amin’...
27/08/2020

MANOMBOKA DAHOLO NY COURS EN SALLE AMIN’NY ELC REHETRA. Cours d’anglais, français ary informatique bureautique ato amin’ny English Language Course. Agréé par l’Etat. Voahaja ny fepetra ara-pahasalamana rehetra. Cours journalier na cours de samedi fotsiny. Misy niveau 6: débutant hatramin’ny avancé ary 3 mois par niveau. Misy cours particulier koa. Fampianarana maoderina sy manarapenitra. Mpampianatra diplomé de Cambridge university. Araraoty fa maimaimpoana ny droit 20000Ar hatramin’ny 05 septembre. Misokatra ny fisoratana anarana. ELC Ambohibao 034 71 439 34

11/08/2020

Address

Ambohibao

Telephone

+261347143934

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ELC Ambohibao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to ELC Ambohibao:

Shortcuts

Share

Category