Avotra Amboasary sud

Avotra Amboasary sud

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Avotra Amboasary sud, School, Avotra amboasary sud, Amboasary Sud.

03/10/2021

AVOTRA ❀️

08/11/2020

Akory iaby, mampahatsiahy antsika longo iaby fa efa nisokatra ary mbola misokatra ny fisoratana anarana ho anao izay maniry ny hanala ny fanadinana bacc ho an'ity taompianarana manaraka ity, miandry anao ary izahay eeee
Manantona an'i meur Rufin izay liana
😘😘😘😘

16/10/2020

Fa lasa koa tsika annn

Photos from Avotra Amboasary sud's post 14/10/2020

πŸ™πŸ‘©β€πŸŽ“πŸ˜˜πŸ’“πŸ˜‰

Photos from Avotra Amboasary sud's post 14/10/2020

Isaorana Andriamanitra nandritra iny taona inyπŸ˜”, noho ny fintantanany sy fitsimbinany dia vita soa aman_tsara ny taom_pianarana na dia maro aza ny sakan_tsakana,😷
Tsara tso_ drano ianareo ry AvotraπŸ˜‰
Vita sady feno ny anjaranay,πŸ‘©β€πŸ«
Anareo koa sisa,πŸ‘©β€πŸŽ“
Mivavaka ho anareo rehetraπŸ™ bonne chance iaby 😘

Photos from Avotra Amboasary sud's post 24/09/2020

Nos élèves ❀️ ❀️❀️
( Merci Dervan 😜😜😜)

Photos from Avotra Amboasary sud's post 21/09/2020

Bacc blanc 2020 ato @ cours AVOTRA ❀️

Photos from Avotra Amboasary sud's post 10/09/2020

🀘🀘🀘

Photos from Avotra Amboasary sud's post 03/09/2020

AVOTRA manao raha πŸ˜‰πŸ˜‰πŸ˜‰
Ny fifankatiavana dia anisany mampiavaka an' ny cours Avotra @ hafa😘😘
Efa ts mpiara miasa intsony fa tonga ho fianakaviana iray 😍😍
Ho tahin'Agnahare iaby tsika iaby kolahy 🀩🀩

Photos from Avotra Amboasary sud's post 24/08/2020

😜😜😜

Photos from Avotra Amboasary sud's post 26/06/2020

Bonne fΓͺte Nationale iaby rikiahe !
Zanahary ! Tahio ty tane'ay toy!
😘😘😘😘😘

21/06/2020

Ndao rikiahe hirary soa ty Raen-tika toa ry Avotra πŸ˜‰πŸ˜‰πŸ˜‰( ze Mpiana i Avotra mamaly ein πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚)
Bonne fΓͺte ho ay ze Rae sy ho futur Rae aby rikiahe 😘😘😘

Want your school to be the top-listed School/college in Amboasary Sud?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Avotra Amboasary Sud
Amboasary Sud