PRIME : L'école des pros

PRIME : L'école des pros ECOLE DE CARRIERE PROFESSIONNELLE

18/09/2021
KIHON-DALANA HANOVA FIAINANA:👌Anio no fihaonana voalohany amin'ireo Liana sy efa nisoratra anarana hianatra
11/02/2020

KIHON-DALANA HANOVA FIAINANA:👌
Anio no fihaonana voalohany amin'ireo Liana sy efa nisoratra anarana hianatra

RENTREE TSY HO ELA
10/02/2020

RENTREE TSY HO ELA

SEKOLY FANOFANANA ARAK'ASA  eto AMBATONDRAZAKA. Misokatra ny fisoratana anarana
03/02/2020

SEKOLY FANOFANANA ARAK'ASA eto AMBATONDRAZAKA. Misokatra ny fisoratana anarana

APARITAHO sao mba avy aminao no hahitan'ireo zandrikely ity lalam-pianarana ity hanorenany ny hoaviny
24/01/2020

APARITAHO sao mba avy aminao no hahitan'ireo zandrikely ity lalam-pianarana ity hanorenany ny hoaviny

Na manana BAC na manana BEPC dia samy manana ny sahaza azyNa AGRONOMIE ne HOTELLERIE/TORISME.MISORATA ANARANA HAINGANA
21/01/2020

Na manana BAC na manana BEPC dia samy manana ny sahaza azy
Na AGRONOMIE ne HOTELLERIE/TORISME.
MISORATA ANARANA HAINGANA

Tahirin- kevitra mahakasika ny trondro izay hanofanana ny mpianatra ao amin'ny AGRONOMIE.
20/01/2020

Tahirin- kevitra mahakasika ny trondro izay hanofanana ny mpianatra ao amin'ny AGRONOMIE.

Faritra (ZETRA) arovan'ny sekoly. Ho fianarana sy ho fampiharana ny fiavorana tontolo iainana
20/01/2020

Faritra (ZETRA) arovan'ny sekoly. Ho fianarana sy ho fampiharana ny fiavorana tontolo iainana

Aza misalasala fa hozaraina ny traikefa
20/01/2020

Aza misalasala fa hozaraina ny traikefa

Miteny ny sary. Mpampianatra tena matihanina
20/01/2020

Miteny ny sary. Mpampianatra tena matihanina

Mpandray anjara mavitrika amin'ny fikajiana ny tontolo iainana.Natao vaindohan-draharaha ny fandraisana anjara tamin'ny ...
20/01/2020

Mpandray anjara mavitrika amin'ny fikajiana ny tontolo iainana.
Natao vaindohan-draharaha ny fandraisana anjara tamin'ny fambolen-kazo ny Alahady 19 Janoary 2020 lasa teo

Hanofana olom-pirenena vanona. Hiaro ny tontolo iainana ary hiasa ho amin'ny fampandrosoana
20/01/2020

Hanofana olom-pirenena vanona. Hiaro ny tontolo iainana ary hiasa ho amin'ny fampandrosoana

Address

Ambatondrazaka

Telephone

+261340215044

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when PRIME : L'école des pros posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category