Lycée ampitatsimo LMS Ofisialy

Lycée ampitatsimo LMS Ofisialy

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lycée ampitatsimo LMS Ofisialy, Public School, Ampitatsimo, Ambatondrazaka.

05/02/2026
27/06/2025

Fankalazana ny 65 taona niverenan'ny fahaleovan-tena teo amin'ny kianjany kaominina Ampitatsimo.

10/09/2024

Mirary fahombiazana feno ho an'ireo mpianatra sy ireo tompon'andraikitra rehetra amin'ity tao-pianarana vaovao ity indray!

Photos from Lycée ampitatsimo LMS Ofisialy's post 04/09/2024

Nanomboka anio faha 04 ny volana septembre ny EPIE eto anivony ZAP Ampitatsimo, izay no tanterahina teo anivony Lycée ampitatsimo. Ny tanjona moa dia ny fanatevenana ny fahaiza-manao sy hanatsarana ny kalitaony fampianarana eto amin'ny zap Ampitatsimo ary fifampizarana ny traikefa amin'ireo mpampianatra.

Photos from Lycée ampitatsimo LMS Ofisialy's post 02/03/2024

01/03/2023
Nofaranana tamin'ny filalaovana baolina kitra ny andron'ny sekoly retour amin'ny lycée Ampitatsimo.

Photos from Lycée ampitatsimo LMS Ofisialy's post 02/03/2024

29/02/2023
Nanao hestika ara-koltoraly ny mpianatra eto anivony lycée Ampitatsimo mba hanamrihana ny andro faharoa ny andron'ny sekoly.

Photos from Lycée ampitatsimo LMS Ofisialy's post 29/02/2024

28/02/2024
Andro voalohany @ andron'ny sekoly. Fanadiovana faobe no nanombohan'ny lycée Ampitatsimo, niarahan'ireo mpianatra sy ny mpampianatra. Nisy ihany koa ny fambolen-kazo teo amin'ny faritrin'ny sekoly. Izany moa natao mba hianaran'ireo mpianatra anaty tontolo madio.

20/02/2024

"sekoly ivon'ny fiarahamonina, mpianatra vonona sy Vanona ho amin'ny fandrosoana lovainjafy"

24/01/2024

Andro iraisam-pirenena ho an'ny fanabeazana

Want your school to be the top-listed School/college in Ambatondrazaka?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Ampitatsimo
Ambatondrazaka