21/10/2023
EFA TSY NOFY INTSONY !
(Pour Toamasina/Madagascar).
🤝-3 Andro monja nonombohana d'efa Nahavoazaitra ny sac en Bandoulière sahady !
Mbola mitohy 2
➡️Formation sur la Maroquinerie
" Cours de bases/Les étapes de Fabrication des Sacs"
(Session du 09-10-11-12-13-14 octobre 2023)
✔️-Na dia tsy mahalala izay kely indrindra Zaitra aza ianao, dia Afaka ny hahay sy hifehy ny Zaitra Kitapo, Sakôsy, Poketra.. raha tena tianao izany, manomboka Miofana miaraka .
✔️- Ny Mpampiofana azo antoka traikefa asa Tanana.
Contact: Mr Mahefa Kainos'Art 0343837110
-Formation Professionnel en Maroquinerie/ Cours Particuliers /Renforcement des compétences des personnels Maroquiniers/ Processus de Fabrication des Sacs/ Création d'Entreprises/