Pejy Andry inspalm ofisialy

Pejy Andry inspalm ofisialy Raha izaho sy ny ankohonako dia hanompo an'i Jehovah izahay

07/05/2025

Araho hatramin'ny Farany Ary.❤️

06/05/2025

Manomboka izao dia hizara Zavatra mahasoa anao ETO amin'ity pejy ity n'y tenako. Andry inspalm

29/05/2024
Mbola tsy kandida Solombavambahoaka i Andry Inspalm dia efa nitsinjo sy niezaka namaha ireo olantsika.Ndao hifidy olona ...
27/05/2024

Mbola tsy kandida Solombavambahoaka i Andry Inspalm dia efa nitsinjo sy niezaka namaha ireo olantsika.

Ndao hifidy olona tena vonona anakaiky antsika.
N°3 Andry Inspalm

Fidio Andry Inspalm N°3Hitaky ny fanatsarana ny fitantanana ny sehatry ny fahasalamam-bahoaka
22/05/2024

Fidio Andry Inspalm N°3

Hitaky ny fanatsarana ny fitantanana ny sehatry ny fahasalamam-bahoaka

Tsy misy fokontany adino miaraka amin'i Andry Inspalm Fidio N°3
16/05/2024

Tsy misy fokontany adino miaraka amin'i Andry Inspalm
Fidio N°3

Fidio Andry Inspalm N°3Mandroso hatrany, ny hoavy tsy maintsy mamiratra
14/05/2024

Fidio Andry Inspalm N°3
Mandroso hatrany, ny hoavy tsy maintsy mamiratra

Fidio Andry Inspalm  N°3.Vonona sy sahy handroso tolo-dalàna ho an'ny tombontsoa iombonana. Misokatra amin'ny rehetra, h...
13/05/2024

Fidio Andry Inspalm N°3.

Vonona sy sahy handroso tolo-dalàna ho an'ny tombontsoa iombonana. Misokatra amin'ny rehetra, hitondra rivo-baovao eo amin'ny tontolo politika eto amin'ny distrikan'Ambatondrazaka.

Mandroso hatrany, ny hoavy tsy maintsy mamiratra

Address

Star Ambatondrazaka
Ambatondrazaka

Telephone

+261340177258

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pejy Andry inspalm ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Pejy Andry inspalm ofisialy:

Shortcuts

Share