École Communautaire Andranolava

École Communautaire Andranolava Ny Ecole Communautaire Andranolava dia sekoly iray ao Andranolava, fokontany Mangatany, Commune Rura

Tontasa anio 06 Septambra ny fivorian'ny Rad mpianatra eto Andranolava izay niompana amin'ny fanatsarana sy fanavaozana ...
07/09/2022

Tontasa anio 06 Septambra ny fivorian'ny Rad mpianatra eto Andranolava izay niompana amin'ny fanatsarana sy fanavaozana ny Sekoly.

Manomboka ny taom-pianarana vaovao eto amin'ny Sekoly Andranolava. Indreo ny mpampianatra 4 mianadahy hanatontosa ny fam...
07/09/2022

Manomboka ny taom-pianarana vaovao eto amin'ny Sekoly Andranolava.
Indreo ny mpampianatra 4 mianadahy hanatontosa ny fampianarana.

Ny ecole Communautaire Andranolava dia sekoly fanabeazana fototra iray ao Andranolava, fokontany Mangatany, Commune Rura...
19/01/2021

Ny ecole Communautaire Andranolava dia sekoly fanabeazana fototra iray ao Andranolava, fokontany Mangatany, Commune Rurale Andilanatoby, distrikan’Ambatondrazaka faritra Alaotra Mangoro. Raha miainga avy eto Ambatondrazaka dia mihazo ny lalam-pirenena mankeny Vohidiala. Rehefa tonga eo Vohidiala dia mandray ny lalan-tany mivily miantsianana, ary tombanana ho eoeo amin’ny 8 kilometatra miala eo Vohidiala no misy azy. Anisan’ireo Sekoly misedra ady mafy izy io noho ny tsy fisian’ny foto-drafitr’asam-pampianarana toy ny trano finarana, dabilio , boky, sns. Mpampianatra efatra mianadahy no misahana ny fampinarana ao izay samy mbola tsy mandray karama avokoa fa manao asa an-tsitrapo. Miisa 100 mahery ny isan’ny mpianatra ao izay ahitana ny kilasy manomboka amin’ny prescolaire ka hatramin’ny T5. Noho izany dia nifandrimbona ny fokonolona tao amin'izany tanàna izany ka nanangana tranofianarana,, Ka samy nandray andraikitra tandrify azy avy ny rehetra tamin'ny fanatanterahana izany sekoly izany (ny lehilahy sy ny vehivavy indrindra fa ny ankizy). Efitra roa aloha no vitan'izy ireo amin'izao.
Entanina ny tompon'andraiki-panjakana izay tandrify izany mba hijery sy hanohana izany sekoly izany ara-pitaovana, ara-teknika, sns.

Pose de première pierre pour la construction de l école communautaire d' Andranolava
16/01/2021

Pose de première pierre pour la construction de l école communautaire d' Andranolava

les élèves en classe de 9ème qui ont contribué dans la fabrication du  tableau
16/01/2021

les élèves en classe de 9ème qui ont contribué dans la fabrication du tableau

Travaux de construction de bâtiment scolaire
16/01/2021

Travaux de construction de bâtiment scolaire

Première reunion de la communauté d'Andranolava pour la construction de l'école
16/01/2021

Première reunion de la communauté d'Andranolava pour la construction de l'école

Les élèves en prescolaire
16/01/2021

Les élèves en prescolaire

Fabrication de Tableau effectué par le fondateur l'école
16/01/2021

Fabrication de Tableau effectué par le fondateur l'école

Fabrication de brique pour la construction de l'école éffectué par la communauté d'Andranolava
16/01/2021

Fabrication de brique pour la construction de l'école éffectué par la communauté d'Andranolava

Table banc de l'école communautaire d'Andranolava
16/01/2021

Table banc de l'école communautaire d'Andranolava

Bâtiment scolaire provisoire mise en service lors de l'ouverture de l'école en 2018
16/01/2021

Bâtiment scolaire provisoire mise en service lors de l'ouverture de l'école en 2018

Address

Andranolava, Fokontany Mangatany , CR Andilanatoby
Ambatondrazaka

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when École Communautaire Andranolava posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category