LTP Ambatondrazaka ofisialy

LTP Ambatondrazaka ofisialy

Share

Page officielle du lycée technique et professionnel d'Ambatondrazaka

Photos from LTP Ambatondrazaka ofisialy's post 31/03/2022

CIREPS 2022

Manomboka anio 31 marsa 2022 ny CIREPS 2022 (Commission Inter Régionale d'Elaboration et de Présélection de Sujets) izay tanterahina eto amin'ny LTP Ambatondrazaka.

Hotanterahina mandritra ny 3 andro izany ka ny laza adina amin'ny fanadinana ofisialy BEP sy CAP no voakasik'izany.

Izany dia notarihan'Atoa Ravelontsoa Edson, Talem-paritry ny Fampianarana teknika sy fanofanana arak'asa Alaotra-Mangoro miaraka amin'ireo avy ao amin'ny "service des examens".

Olo-mahay raha, tsy very mandeha.

Dretfp Alaotra Mangoro
Ltp Alaotra Ambatondrazaka

Photos from LTP Ambatondrazaka ofisialy's post 18/03/2022

Vendredi 18 mars 2022

Nous étions présents aujourd'hui à la "foire des métiers" organisée par le CEG Razaka dans le cadre de l'éducation à l'orientation scolaire et professionnelle.

Olo-mahay raha, tsy very mandeha.

Want your school to be the top-listed School/college in Ambatondrazaka?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Ambatondrazaka
503

Opening Hours

Monday 07:00 - 18:00
Tuesday 07:00 - 18:00
Wednesday 07:00 - 18:00
Thursday 07:00 - 18:00
Friday 07:00 - 18:00