Ecole De Basket A.M.B

Ecole De Basket A.M.B

Share

On ne change pas d'équipe tout court

12/02/2023
Photos from Ecole De Basket A.M.B's post 28/01/2023

Mbola mamerina ny fisaorana antsika rehetra tamin'ny nanatontosana ny fifampiarahabana tratrin'ny taona 2023 androany.
Dia hisaorana ihany koa ianareo izay nanampy na ara-bola na ara-mpitaovana na ara-batana rehetra.
Mba hitohy hatrany ny fiarahana sy ny fifankatiavana ato amin'ny Ecole de Basket A.M.B 🏀

26/01/2023

Miarahaba antsika rehetra .
Ampahafantarina isika ankizy sy Ray amandReny fa tsy misy kotrana ny mpianatra am sabotsy ho avy izao noho ny antony anatanterahantsika ny fifampiharabana tratry ny taona ho an'ny École de Basket AMB.

*Ora fahatongavana am 6 ora maraina
Natao maraina satria mbola anangona an'ilay fandraisan'anjara (cotisation) ho an'izay mbola tsy nanefa izany
*Toerana : CAP J Andafiatsimo
*Samy mitondra fitaovam-pihinànana (vilia,sotro sy sotro rovitra ) sy fisotroana (vera)
*Samy mitondra vary efa masaka izay sahazan'ny kibony ny tsirairay ( laoka no hikambanana)
Ny tanjona moa dia mba ny hitomboan'ny fifankatiavana sy firaisan-kina ho atsika izay voakasik'izany.
Mankasitraka indrindra Tompoko.

01/01/2023

Izahay mpikambana ato @ Ecole de Basket A.M.B dia faly miarahaba atsika rehetra nahatratra ity taona 2023 ity , hitondra soa sy ny tsara ho atsika anie ity taona vaovao ity. Manaova fety sambatra daholo, dia mirary vola sy fahasalamana ho atsika rehetra .
Ny fampianarana kosa dia manomboka ny Asabotsy 06 janvier 2023.
A.M.B foana🏀🏀😘

21/12/2022

Salama daholo tompoko.
Nohon'ny hamaroan'ireo mpianatra mbola tsy nanatitra ny "taille" sy "poids" ary ny anarana sy numéro hanamboarana ireo maillot de mapandre anareo izahay "Coach" fa hisy ny "regroupement" am sabotsy 24 desambra ho avy izao hanangonana ireo "information" ilaina amin'ilay maillot.
Ny regroupement de manomboka am 7h maraina ka hatramin'ny 7h45 ao am terrain FJKM (terrain fikotranana ihany). Iangaviana ianareo mpianatra mba ho tonga amin'io fotoana na ireo efa nanome "information" aza fa misy tatitra ho lazaina aminareo.

Raha mbola misy ireo mpianatra na Ray aman-dreny hanefa ny vidina maillot de amin'io fotoana io no fara-fandoavana izany.
Misaotra indrindra tompoko.

N.B
Taille na halavana
Poids na lanja
N° (soratana amin'ilay maillot)
Anarana (soratana amin'ilay maillot)

Ireo ny "informations" ilaina ho fanamboarana maillot.

AMPITAMPITAO AZAFADY.

17/12/2022

Mankasitraka antsika Ray amandReny izay tonga namaly niantso tamin'ny fivoriana izay notanterahina androany. Misaotra tamin'ny dinidinika sy soso-kevitra izay ho entina hanatsaraina ity Ecole de basket A.M.B ity 🏀🏀🏀

16/12/2022

Aza adino ny fivorian-tsika Ray amandReny izay manana zanaka mianatra ato amin'ny ECOLE DE BASKET AMB ny Asabotsy 17 decembre 2022 manomboka @ 11 ora maraina. Izay tanterahina ao amin'ny C.E.G Ambatolampy koa manentana antsika mba ho tonga amin'izany fa maro ny zavatra ho dinihina sy ho tapahintsika ao. Mankasitraka indrindra Tompoko . A.M.B fona 🏀🏀🏀

Photos from Ecole De Basket A.M.B's post 09/12/2022

Dimanche 11 Decembre
A 13h00 Final U 12 garçons
AMB vs ZMB
Alefa zandry kely 🏀🏀💪

06/12/2022

A.M.B. 🏀🏀🏀 U 14

Photos from Ecole De Basket A.M.B's post 02/12/2022
17/11/2022

SAMEDI 19 NOVEMBRE 2022 INTER-CLUB
à 13 h : U 12 Garçons
AMB vs ZMB
Terrain Piscine Antampontanàna
🏀💪

Want your school to be the top-listed School/college in Ambatolampy?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Ambatolampy
104