🎧Mivarotra fitaovana fitrandrahana volamena
🎧 mampanao formation ihany koa
🥁Manampy anao raha te hitrandraka
🥁Manampy anao ihany koa raha hividy
🥁Manao ny asa rehetra momban'ny volamena
➡️purification
➡️lingot d'or
➡️Transformation
🏤lieu: Ambohipo trois chemin trano manga 5 ETAGES, misy soratra hoe CENTRE DE FORMATION PRATIQUE ''MIBANJINA'' DE AO @ 2ÈME ÉTAGE.
📲0348244170 /0348176530
Formation MARO SAMY HAFA hoenti-miady amin'ny tsy fananana asa
FAMPIANARANA:
MARO SAMY HAFA HITONDRA ANAO HO ANY AMIN'NY FANANTENANA !EFA MARO NY NAHAZO FAHOMBIAZ
Afaka iray volana sisa de hifarana ny taona 2015 !Ny fanotaniana mipetraka de ny hoe nanana fahombiazana ve ianao?tratra ve ny tanjona? sa somary tsy nilamin-tsaina lotra nohon'ny tsy fahampiana teo amin'ny oentimanana teo iany koa ny fahasahiranana maro samy hafa izay sakana goavana ho any amin'ny fahombiazana !nohon'ny fangatahan'ny mpiray tanindrazana maro dia ahena ho 100 000ar na 500 000f ny
01/11/2020
''Izay mahay mibanjina tsy maintsy mandresy ""
Mitohy ny fizarana ny traikefa mba ho famoronana asa hoan'ny rehetra. Efa misokatra izao ny centre de formation etsy ambohipo. Eo akaikin'ny telma shop trano manga de ao amin'ny 2ème étage misy banderole misy soratra hoe "Mibanjina"
Izay mizara fahaizana hono manome aina hoan'ny mpiray tanindrazana!0348244170
MITOMBONA AMIN'NY FOTOANA REHETRA NY fampiofanana ATO IANGAVIANA IANAO MBA HIANTSO 0348176530,0331605045,0327914108
20/12/2018
PRÉPARER L'ANNÉE 2019 avec une formation pratique à courte duré 0348244170 .
09/07/2017
Amzao vaccance zao de faly izahay manao formation tambabe amreto taranja ireto:
-FORMATION FITRANDRAHANA VOLAMENA
-INSTALLATION PARABOLE
-BIJOUTIER UN MOTIF
-FORMATION PROTHÉSISTE NA FANAOVANA SOLONIFY faharetany 1/2j droit 50 000ar !venez nombreux! 0348176530
LIEU AMBATOBE AKAIKIN NY LYCÉE FRANÇAIS
ISAKY NY MERCREDI SY SAMEDI à 14H à 18H
21/04/2016
3ième trimestre ny fotoana ;afaka fotoana fohy dia ho tonga ny fotoanan'ny fanadinana !tadidio anefa fa anisany sakana lehibe ny tsy fahaizana ny teny vahiny indrindra fa ny teny frantsay satria matetika dia a,nio fiteny io ny laza adina no atao!koa atolotra ary ity fampiofanana fiteny FRANTSAY SY ANGLISY ITY mahomby sy haingana ity .enao sy ny ordinateuranao ihany dia vita ny fiofanana arakaraky ny fotoana anananao sy tianao ahavitany.
LABORATOIRE DE LANGUE .ho hainao ao avokoa na ny ,miteny na ny mihaino na ny manoratra ary ny tena zava-dehibe dia ny fahaizanao mamaly avy hatrany tsy ,misy fahatahorana sy complexe satry ny lelanao dia folaka tanteraka ka mitovy amny fomba fitenin ny vahiny!afaka mianatra avokoa ny ao an-tokatrano rehetra ary azo anamafisana tsara ny fahaizan'ny mpianatra hoanao izay manana sekoly na fikambanana!
HITANAO AO ANATINY IHANY KOA NY FIVOARAN NY FAHAIZANAO ISAKY NY MIANATRA ENAO SATRY MISY NOTE ILAY IZY ARY TSY AFAKA MI TRICHE ENAO FA NY FAHAIZANAO NO MIKONTY!
ANDRAMO FA SAO DIA NY FANAOVANAO IZANY NO LALANA AHATRATRARANAO NY TANJONA KA TSY HAMERENANAO NY TAONA FA VIDIN-DAFO NY FOTOANA !
ARY AZADINO KOA FA ANISANY ITSARAN'NY OLONA ANAO IHANY KOA NY FAHAIZANAO MITENY VAHINY NA AMNY LAFINY INONA IZANY INDRINDRA FA RAHA HITADY ASA ENAO!
FANAZAVANA FANAMPINY tel 0348176530 0331605045 0327914108 EFA MARO NO NAHAZO FAHOMBIAZANA!
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the school
Telephone
Website
Address
AMBATOBE
Ambatobe
00101