20/12/2025
Maneho 🙏fisaorana sy fankasitrahana ho an'ny mpikarakara: GROUPE XELVIORA💝 sy LE BY PASS AFTER WORK 🍹ary ireo rehetra nandray anjara👋 tamin'ny fanohanana ny sekoly ny école privée «La Fougère»🌿. na dia tsy tanteraka aza ny fiarahana izay tokony natao. Amin'ny manaraka mbola hisy ny fiarahana mamy🎉🎇. Misaotra anareo rehetra💞🌲ary mirary fety sambatra ho antsika rehetra💟❤. EP La Fougère.