10/06/2026
Faly miarahaba antsika rehetra indray !!!
Maro isika no mbola tsy mahalala ny mahakasika ny Maroc 🇲🇦 amin resaka fianarana mandeha ivelany ✈️.
❔❓Inona ny antony tokony isafidiananao an´i Maroc??
-🔰Anisany pays mandroso indrindra aty Afrique izy ary ambony dia ambony ny kalitao ny fianarana (Francophone).
-🔰Tsy lavitra nyy Europe ihany koa izy raha 14km monja ny manasaraka ny tendrony avaratra sy Espagne ka raha manana namana na havana any Europe dia mora ny ifankahitana. Eny fa na hanohy fianarana any koa ary rehefa mahavita ny eto Maroc.
-🔰Anisany avantage lehibe amin´ny fianarana aty Maroc ihany koa ny vidim-piainana ho an´ny mpianatra abordable kokoa raha ampitahaina amin´ ireo firenena hafa toy ny France,Canada, USA, sns... Koa raha ny rapport qualite/prix dia izy no voalohany
-🔰Maroc ihany koa dia firenena tsy ahitana delestage, na coupure d´eau raha tsy hoe panne technique indray isan-taona.
-🔰Tsy mila certificat de langue ny Malagasy mandeha mianatra aty fa vue que samy pays francophone sauf ho an´ireo programme specifique en anglais.
-🔰Mora ihany koa ny azahoana admission indrindra moa nohon´ny fanarahanay maso akaiky ny dossier n´ireo candidat sy ny bonne orientation ihany koa.
-🔰Ary ny visa moa dia tsy sarotra azo raha complet tsara ny dossier sy tsara assistance ihany koa.
-🔰Ny frais de scolarité ihany koa moa dia misy ny abordable ihany koa mitovitovy ny amin any Maurice ihany ary misy ary latsaka koa.
✳️Mbola tsy izy rehetra ireo fa indro ary aseho atsika ny fampitahana fohy ny amin budget mensuel ho an´ny mpianatra iray amin´ireto firenena 3 ireto: Maroc 🇲🇦, Maurice 🇲🇺, France 🇫🇷