Henoy ny video ary tsarao hoe hatraiza ny fahazoanao ny teny italiana 🇮🇹🇮🇹
Italiano con Béni
La pagina è stata creata per imparare insieme l'italiano, anche per chi parte da zero
Fanazaran-tena fohy momba ny fiainana andavanandro🇮🇹🇮🇹
Henoy ny vidéo, avereno ny fehezanteny ary andramo ampiasaina amin’ny fiainanao andavanandro. Ny fanazarana tsy tapaka no fomba tsara indrindra hianarana fiteny iray!
Staccare la spina= riposare
👉Io nel fine settimana mi piace staccare la spina
=Io nel fine settimana mi piace riposare.
Mbola maro ny mahalaza io fehezanteny io, lazao ao amin’ny commentaire👇👇👇
Sono al settimo cielo
👉Sono al settimo cielo perché ho trovato lavoro
= sono molto contento/a
👉Sono molto contento/a perché ho trovato lavoro
🇮🇹🇮🇹🇮🇹
Afaka minitra vitsy ny fotoanantsika.
Mbola afaka miditra izay te hiteny italien miaraka aminay 🇮🇹🇮🇹🇮🇹
Auguri a tutti gli italiani 🇮🇹🇮🇹
Verbi con i pantaloni
10/12/2025
Salama daholo!
Ciao a tutti.
Misy groupe whatsapp izay ahafahana manao pratique miaraka ny teny italiana.
Izay liana ary dia afaka manoratra eo ambany na any amin’ny mp ny numero-ny dia afaka apidirina amin’ny groupe izy.
Zay ary fa dia andao hianatra daholo ee🇮🇹🇮🇹🖊️
Che stai facendo adesso?
Inona no ataonao amzao?
Soraty ao amin’ny kaomantera 👇👇
Partageo 😉😉
Perché vuoi imparare l’italiano?🇮🇹🇮🇹🖊️🖊️
Nahoana ianao no maniry hianatra italiana?
Per quale motivo vuoi imparare l’italiano?
Inona no antony mahatonga anao maniry hianatra italiana?
Fammi sapere nei commenti 👇👇👇
Clicca qui per richiedere la tua inserzione sponsorizzata.
Ubicazione
Digitare
Telefono
Sito Web
Indirizzo
Roma
Rome
00166