AHLUL BAYT

AHLUL BAYT اللهم صلِّ على محمد وآل مُحَمَّد �

قال الأمير علـــــــــيــــــــه الســــــلام : ألا لا تنال العلم إلا بستة سأنبيك عن مجموعها ببيان 1- ذكاء2-حرص 3- اصطبا...
30/10/2023

قال الأمير علـــــــــيــــــــه الســــــلام : ألا لا تنال العلم إلا بستة سأنبيك عن مجموعها ببيان
1- ذكاء
2-حرص
3- اصطبار
4- بلغة
5- إرشاد استاذ
6- طول زمان

20/12/2021
30/10/2021

I ♥ Muhammad
(صلى الله عليه وآله و وسلم)

-Ny vavaka (soalat) amin'ny alina faha-roa ny volana masina Ramadan: Soalat rak'at 4 Isakan'ny rak'at :  aorian'ny   dia...
14/04/2021

-Ny vavaka (soalat) amin'ny alina faha-roa ny volana masina Ramadan:
Soalat rak'at 4
Isakan'ny rak'at : aorian'ny dia mamaky in-20

-Ny Duan atao amin'ny andro faha-2 👇👇

Assalamo anlaykum wa rahmatu-llah wa barakatouo 🙋‍♂️🙋‍♀️■ Manentana antsika   rehetra tsy ankanavaka mba hanaraka ny fan...
23/12/2020

Assalamo anlaykum wa rahmatu-llah wa barakatouo 🙋‍♂️🙋‍♀️

■ Manentana antsika rehetra tsy ankanavaka mba hanaraka ny fandaharana fanazavana ny toeran'ny eo anivon'ny finoana izay atombokan-tsika izany amin' ho avy izao.

Tsara kokoa raha ataon-tsika ny mba azahoan'ireo mpino tombotsoa🙏🙏

Arahintsika izany amin'ireto page sy Compte Facebook ireto:
M'Ze Jaabir Lundgren sy Nourdine Twahiry ary ity page ity

Mirary fahasoavana feno sy fiadanana ho antsika rehetra .❤

Misaotra mialoha 🙏

مناجاة التائبينFitalahoana am-po lalin'ireo izay mibebaka(avy amin'  a.s)                        بسم الله الرحمان الرحيم...
24/11/2020

مناجاة التائبين
Fitalahoana am-po lalin'ireo izay mibebaka
(avy amin' a.s)

بسم الله الرحمان الرحيم

Ry tompo ô ! ! !
Nandrakotra ahy ireo fahotako ka nampitafy henatra ahy. Ny fanalavirana anao no nampitafy ahy ny lamban'ny fahasahiranana.
Namono ny foko ny halehiben'ny heloko.
Koa noho izany, dia velomÿ izy amin'ny fibebahana amiNAO,
Ô ry fanantenako, ry faniriako, ry fangatahako sy firarian-tsoako!

♥ اللهم صلِّ على محمد وعلى آله♥

====Imam Ali a.s====
23/10/2020

====Imam Ali a.s====

Address

Tehran

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AHLUL BAYT posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to AHLUL BAYT:

Shortcuts

Share