#يا إلهي 🤲🤲🙏
IREO TENY Mpahendrena
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from IREO TENY Mpahendrena, College & University, Karbala'.
03/05/2024
Miaraha amin'olona manao ireto zavatra 6 ireto ho anao 💕
1. Miaraha amin'olona manaja anao, na dia tsy eo aza ianao.
2. Miaraha amin'olona izay mametraka ny findainy ary te-hahafantatra hoe nanao ahoana ny andronao.
3. Miaraha amin'ny olona tia anao, na dia tsy ianao aza no mora mitia.
4. Miaraha amin'olona manao ny marina sy mahatoky. Toetra tsy fahita firy io.
5. Miaraha amin'ny olona iray izay tia anao, tsy noho ny bika aman'endrikao ihany, fa koa amin'ny maha-ianao anao.
6. Miaraha amin'ny olona iray izay tsapanao fa hafahafa, izay tia anao noho ny maha-IANAO azy.
أهلا و سهلا يا رمضان !!
IREO TENY Mpahendrena
07/02/2024
La vie ne te donne pas les personnes que tu veux.
Elle te donne ceux dont tu as besoin.🥹
Ceux qui vont t'aider, t'aimer, te blesser, te trahir, te quitter, afin de faire de toi la personne que tu dois être.C'est à dire un Être unique.🤗❣️
02/02/2024
Te hanana fiadanan tsaina kokoa ve ianao :
👉aza mamaly rehefa tezitra
👉aza manome toky rehefa faly
👉aza mandray fanapaha kevitra rehefa malahelo
👉 sois désolé, maneke diso raha tsy nety ny nataonao fa tsy mbola nisy maty noho ny fanetren tena akory
👉mahaiza mandray resaka amin'ny saina fa tsy amin'ny fo
👉ny zavatra renao mety hanakorontana ny manodidina tokony tsy avoaka na dia mafy aminao aza ny mitazona izany 💔
👉na dia ao anatin'ny sedra mafy aza enao, aleo manao ny marina hatrany, aza amidy ny fanahinao, io fijaliana lalovanao io nge ka mandalo fotsiny ihany
👉hevero ho toa anao ny olona, izay maharary anao mba maharary ny hafa ihany koa
👉atsaharo ny critique matetika, aza matahotra manome ny hevitrao raha misy tokony ahitsy hitondra any am fahombiazan'ny namanao
👉meteza mijery lafitsaran javatra
👉aza mangataka andro lava am zavatra tokony hatao
👉👉manan jò ho sambatra ianao, tsy voatery hoe hanankarena be vao ho sambatra, fa ny fahaizanao mampiasa izay anananao ka ahitanao fahombiazana d'efa mahasambatra
👉👉aza miandry hoe afa po be vao ho faly fa mifalia dieny manam potoana hifaliana 💕
04/07/2023
ARY HO HANANATRA ANAO HASAROTANA
KANEFA AMIZANY DIA TSY MANANA ANKOATRAN ANDRIAMANITRA IANAO ...
#تابع
03/07/2023
RAHA TOAKA MBOLA EO AM-PELATANAN'ANDRIAMANITRA NY ZAVATRA MIAFINA DIA MANANTENA ZAVATRA TSARA HATSANY ...
#تابع
21/05/2023
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Karbala'