Darsa chk Nazir

Darsa chk Nazir تبليغ

Araraoty ny fotoana
24/04/2022

Araraoty ny fotoana

Niteny i paminany Mouhamad(Saw):Izay olona mifosa moslimo amin'ny volana masina Ramadane dia ts ahazoany vokatsoa izay f...
23/04/2022

Niteny i paminany Mouhamad(Saw):Izay olona mifosa moslimo amin'ny volana masina Ramadane dia ts ahazoany vokatsoa izay fifehezana izay ataony rehetra.

ليلة القدر خير من ألف شهر"""
22/04/2022

ليلة القدر خير من ألف شهر"""

20/04/2022

قال رسول الله صلى الله عليه وآله وسلم :"لا يحب علي الا مومن ولا يبغضه الا كافر"...😭😭😭😭😭

20/04/2022

يا علياه يا علياه يا علياه ....

08/04/2022

Riwayat manambara hoe:n'iza n'iza manapaka fifehezana andro1 fotsiny antsitrapo tss Antony Dia efa niala 'ny ymane.

06/04/2022
🤲🙏🐫
29/03/2022

🤲🙏🐫

جمعة مباركةاللهم صل على محمد و آل محمد
25/03/2022

جمعة مباركة
اللهم صل على محمد و آل محمد

السلام عليكم ،جمعة مباركة
18/03/2022

السلام عليكم ،جمعة مباركة

عَنْ مُحمد بن مارد التميمي قال:قال لنا أبو جعْفَر ِعَلَيهِ السلام :"مَنْ زَارَ قَبْرَ الحٌسَيْن( عليه السلام )فِيْ النِص...
16/03/2022

عَنْ مُحمد بن مارد التميمي قال:قال لنا أبو جعْفَر ِعَلَيهِ السلام :"مَنْ زَارَ قَبْرَ الحٌسَيْن( عليه السلام )فِيْ النِصفِ مِنْ شَعبانِ غَفَرَتْ لَهٌ ذُنُوبهُ ،وَ لَمْ يَكْتُبْ عليه سَيْئة في سَنتهِ،حَتَىٰ يَحُول عليه الحوْل ،فاِن زاره في السنة الثَانية غفرتْ لَه ذُنُوْبهُ.المصدر :بحار الأنوار .
Voaray avy tamin'ny Mouhamad zanak'i Marid atimimi nilaza:niteny taminay i Rain'ny Jaanfara tsodranon'Andriamanitra ho amin'izy ireo manao hoe:"N'izan'iza mamangy ny fasan'ymame Housseine (as)amin'ny fisasahan'ny volana Cha'ambane dia voafafa ny helony ,ary tsy hisy ratsy hosoratana amin'ny taonany ,mandrapahatapitrin'ny taonany iray ,raha mamangy azy izy amin'ny taona faharoa dia ho voafafa ny helony rehetra ".
Boky nakana izy :Biharoul'anware v:94 ,pejy 87.
Aza manadino anay amin'ny douan ary izahay ihany koa tsy manadino anareo amin'ny douan ,ary mangataka ihany koa mba ahazo faombiazana tsika rehetra amangy ny fasan'izy ireo rehetra(as)🤲🤲🤲🤲.

السلام عليكم جميعا جمعة مباركة
11/03/2022

السلام عليكم جميعا جمعة مباركة

Address

Karbala'

Telephone

+9647839062728

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Darsa chk Nazir posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Darsa chk Nazir:

Shortcuts

Share