04/10/2026
Herinandro sisa dia hanomboka ny accompagnement, ary efa feno daholo ny toerana ho anâny pack complet ! đđ„č
Misaotra anareo rehetra nisoratra anarana taminâny fahatokisanaâ€ïž
Tsy andriko ny hanomboka hiaraka aminareo sy hanampy anareo aminâny projet hianatra aty France ! đ«đ·đ
đ
Aminâny 9 octobre ny fotoana !
Alohanâizay dia hampitaiko aminareo ny momba ny groupes sy ny fandaminana rehetra.
Les inscriptions au pack complet sont dĂ©sormais closes. đ