Madagascar Vocal Studio

Madagascar Vocal Studio

Teilen

Kontaktinformationen, Karte und Wegbeschreibungen, Kontaktformulare, Öffnungszeiten, Dienstleistungen, Bewertungen, Fotos, Videos und Ankündigungen von Madagascar Vocal Studio, Bildung, Hanover.

Madagascar Vocal Studio is the first Malagasy Studio for professional voice lessons and vocal coaching in pop, Rock, rnB Music.Beginner, Intermediate, advanced singers around the world are welcome online and in-person.

27/05/2023

Sombiny kely avy ato amin‘ny Studio.
Teto izahay niezaka nampifandray ny technique sy ny hira. Henoy kely nge e!
Raha misy fanontaniana, Aza misalasala manoratra! 😄😄

19/05/2023

„Technique vocale“ Terme fampiasa matetika eo amin‘ny tontolon‘ny feo, Mozika sy fanabeazana ny feo. Na fampiasa matetika aza io „Terme „ io , dia betsaka ny Tsy mahafantatra ny tena dikany sy ny fomba fampiasa azy Tsy mazava.

06/02/2022

Andao ary hiara hanao exercice kely indray e!
Hisy video vaovao isaky ny alahady. Hiresaka thèmes maro isika mahakasika ny feo sy mozika izay manondidina azy.
Raha misy fanontaniana ianao na Thème tinao ho resahinay, na technique, na exercices pratique, theorie: Anatomie, Physiologie, stylistique, Performance , aza misalasala manoratra ao amin ny commentaire na message privé.

01/02/2022

Manan-danja goavana ny Tononkira sy ny fandraisanao azy... Ny Fiovàna fomba fijery sy fomba fandraisana ny Hira iray no anisan ny mampiavaka ny fomba fihiranao.

29/01/2022

Ny Maha Mpihira anao dia ny fihiranao isanandro, eny an-tsehatra, any am-piangonana, ao antrano, miaraka amin'ny namana sy fianakaviana, FA INDRINDRA HO ANAO! "STYLE DE VIE"

Raha misy fanontaniana manitikitika momba ny Feo sy ny fihiràna ianao dia aza misalasala manoratra fa fahafinaretana ho anay ny hanampy anao.

07/04/2021

Mankasitraka betsaka fa dia maro ianareo no nandray anjara tamin'ny lalao nokarakarainay.
Koa nono izany faly izahay mampilaza fa nampiakarina ho 10 ny isan'ireo mahazo loka (amin'izay mitombo ny chance ny tsirairay)
Mbola mamerina ny fisaorana ary mbola ho maro ny kilalao sy ny zavatra iarahantsika eto.

!!!Ho anareo izay lany, andefaso MP fohy ny Pejy ahafahana mifandamina sy mifampiserasera amin 'ny tohiny!!!

Ireto ary ireo nahazo tamin'ity indray mitoraka ity:
Mamitiana Andriamanantenasoa
Ria Rand Fitiavana
Ifaliako Izay Ananako
Zo Kächele
Mirindra Ramah
Zo Nantenaina
Josie Mamonjisoa
O'neil John Wilson
Harimamy Ratsimbazafimanana
Steffi RH

07/04/2021

Mifarana androany Alina amin'ny 9 Ora Alina ny lalaontsika, ary amin'ny 9:30 no ho zaraina eto ny valin'ny fisarihana.
Izany hoe mbola tsy Tara ianao raha handray anjara. Asio commentaire hoe:"yes" fotsiny ny publication dia efa anisan'ireo mpilalao ianao.
Manome fotoana antsika ary sfaka kelikely.

04/04/2021

Maniry ny hanatsara ny fomba fihiranao ianao, kanefa tsy fantatrao ny dingana arahina?
Maniry ny hanandrana izany "voice lessons" sy "coaching" matianina sy Moderne" izany ianao?
Ity misy lalao mafinaritra be izay hanomezanay "voice lesson" maimaimpoana.
Valio amin'ny "YES" ao amin'ny commentaire ity publication ity. Hisy ny atsapaka ary ireo 5 lany no hahazo ny loka.
Manome fotoana anao tsy ho ela ary 😁😁😁

Have you always wanted to make your singing better but don't know how?
Have you always wanted to try a professional and modern voice lesson or a voice coaching?
Well, here's a Chance for you to experience this for free...
..You just need to comment with a "YES", wait and get the Information if you're one of the 5 winners.
So see you very soon 😁😁😁

03/04/2021

Araky ny ambaran'ny fikarohana, raha hianatra hira vaovao ny mpihira iray, dia mila famerenana in-12 vao mipetraka amin'ny laoniny tsara ny fandeha sy ny famolavolàna ny rivotra izay ampiasainy.
Ny dikan'izay dia, mifantoka tanteraka amin'ny fianarana ny notes aloha ny saina izay vao afaka ampidirina tsikelikely ny technique vocale.
Inona no afaka raisintsika amin'izany? Mahaiza maka fotoana, mizatra ny notes, rythme sy ny tononkiran'ilay hira.
Aza entitra loatra ara-teknika amin'ny voalohany.
"Marquer-o " eo amin'ny tononkira ny fotoana ahafahanao maka rivotra, aleo maka rivotra matetika amin'ny voalohany, raha mety mialoha sy aorinan'ny fehezanteny iray.
Aleo maka fotoana ary mianatra "pas à pas" ary hahazo vokatra tsara be ianao.
Ny tetik'asa sy famerenana no hitondra an amin'ny fahombiazana.

12/03/2021

Salama isika mpihira rehetra!
Ity misy lalao en ligne mafinaritra be iarahanay miasa amin'ny Amboara diffusion .
Opportunité izy ity hialàna voly sy hampitombona ny experience anao, koa manentana mavesatra anareo aho handray Anjara fa hafinaritra be izy ity!!

Ho avy tsy ho ela koa ny video manaraka ahafahantsika mifanakalo indray ka dia mazotoa daholo!

18/12/2020

Ity ary ny video faharoa iresahana momban'ny fanafanàna feo.
Lavalava izy ity satria tena naka fotoana mihintsy nanazava sy nanao ireo exercices afaka ataonareo any an-trano, ary Theme 1 moa izy ity ka tsy afaka sarahina.
Koa andao ary hiaraka hanafàna feo e!
Raha misy ny points tsy mazava aminao na fanontaniana manitikitika anao, aza misalasala manoratra message privé na mametraka commentaire fa hafaliana ho anay ny manampy anao.

Kev's vocal tips: "vocal warm up 2 "

21/11/2020

Amin'ny Hafaliana lehibe no hizarainay ity video voalohany ity aminareo, izay iresahana momba ny "vocal warm up" na fanafanàna feo.
Mijereva finaritra ary raha midy ny fanontaniana , aza misalasala manoratra anay eto amin'ny pejy.

Wollen Sie Ihr Schule/Universität zum Top-Schule/Universität in Hanover machen?

Klicken Sie hier, um Ihren Gesponserten Eintrag zu erhalten.

Lage

Kategorie

Telefon

Webseite

Adresse


Hanover
30451