Guitare Facile Gasy

Guitare Facile Gasy

Teilen

L' amour de la musique

Guitare Facile MG🇲🇬🎸❤️✍️

Photos from Guitare Facile Gasy's post 21/02/2024

Cours de Guitare sur Facebook.

SPECIAL DÉBUTANT
Hianaranao ireto rehetra ireto :
- Ny zavatra ilaina amin'ny gitara🎸
- Accordage Corde 👂
- Fomba fitazomana gitara
- Mahay manindry sy mitendry cordes 🤓
- Mamaky diagrammes sy tablature✍️
- Exercices 📒
- Mampifandimby Accords👍
- Mianatra accords barrés😭
- Mianatra Arpèges 😍
- Ny Accords de base 8 🎼
- Hira maso samihafa 🎵🎶
- Écoute 🎧
Miaraka amin'ny Boky complet + Application d'exercice.
Suivez-nous : Guitare Facile MG






14/12/2023

Rehefa very ny CAPOdastre anlah 😂😂😂

Guitare Facile MG
Mianatra Mitendry Guitare
Abonnez-vous 😁

10/12/2023

TSIA

Fanontaniana mipetraka dia ny hoe: " Mila mahay solfège ve vao atao hoe mahay mozika?

Samy manana ny tanjona sy ny faniriany ny tsirairay amin'ny resaka mozika.
- Misy ny mahay mitendry gitara ho fialam-boly fotsiny.
- Misy ny te haharaka ny théorie amin'ny resaka fitendry fotsiny.
- Misy ny manao ny mozika ho asa fivelomana,... sns

Ny tiako lazaina dia ny hoe : "Azonao atao tsara ny mitendry zava-mananeno na tsy mahay lesona mahakasika izany ary"

🎸 Ho an'ny gitara manokana dia misy ny atao hoe TABLATURE: azo ampiasan'ny rehetra, mora vakiana, ary tsy manahirana loatra ny mampiasa azy rehefa hitendry gitara.

Ny Guitare Facile Gasy dia anisany mampianatra mitendry gitara amin'io fomba iray io.

Izay liana mahakasika izay dia manantonà ao amin'ny message fa vonona hamaly anao foana izahay ho fanampiana anao.
Mianatra Mitendry Guitare




06/12/2023

Cours de Guitare sur Facebook.
SPECIAL DÉBUTANT
Hianaranao ireto rehetra ireto :

- Ny zavatra ilaina amin'ny gitara🎸
- Accordage Corde 👂
- Fomba fitazomana gitara
- Mahay manindry sy mitendry cordes 🤓
- Mamaky diagrammes sy tablature✍️
- Exercices 📒
- Mampifandimby Accords👍
- Mianatra accords barrés😭
- Mianatra Arpèges 😍
- Ny Accords de base 8 🎼
- Hira maso samihafa 🎵🎶
- Écoute 🎧
Miaraka amin'ny Boky complet + Application d'exercice.
Suivez-nous : Guitare Facile MG
Mianatra Mitendry Guitare






03/12/2023

Revirevinay taloha 🎸❤️

24/11/2023

Reko Band
Gasy Tsara

AccordTab
Tonalité : G (Capo I)

Guitare Facile Gasy
Mianatra Mitendry Guitare




20/11/2023

Tuto Accord Barré ou Barrage
Tonalité

Guitare Facile Gasy




Wollen Sie Ihr Schule/Universität zum Top-Schule/Universität in Hamburg machen?

Klicken Sie hier, um Ihren Gesponserten Eintrag zu erhalten.

Lage

Kategorie

Telefon

Webseite

Adresse


Hamburg

Öffnungszeiten

Montag 08:00 - 17:00
Dienstag 08:00 - 17:00
Mittwoch 08:00 - 17:00
Donnerstag 08:00 - 17:00
Freitag 08:00 - 17:00
Samstag 08:00 - 17:00