19/08/2026
โช๏ธIsaky ny iresaka amin'ny sinoa na andeha ho any Chine aho dia mila mpandika teny foana na mampiasa finday andikร na teny.
โช๏ธChauffeur aho, manana client sinoa nefa tsy mahay miteny sinoa, tsy afa-mireska aminy akory.
โช๏ธMiara-miasa amin'ny sinoa aho, te hifandray na iresaka na ifanakalo hevitra aminy fa saingy indrisy.
โช๏ธTsy mahita ambara mihitsy aho no sady tsy misy azoko rehefa @ teny sinoa ny rรฉunion anay.
โช๏ธHitako limitรฉe be ilay opportunitรฉ raha teny frantsay na anglisy fotsiny no haiko.
โช๏ธTsy misy tsiambaratelo intsony ny resaka asa sy fitadiavako satria dia tsy maintsy ambarako amin'ny mpandika teny izany rehetra mba ho ampitany amin'ilay sinoa mpiara-miasa amiko.
โช๏ธTiako ampianarina teny sinoa ny zanako dia nefa mila mahay aho na dia kely ary mba ahafahako manaraka ny fianarany.
โช๏ธ............
๐O VOAVAHA ao anatin'ny fotoana fohy ireo tahotra sy olanao ireo ๐ฅ๐๐๐ ๐ ๐๐๐ก๐๐ง๐ฅ๐ ๐๐ ๐๐๐ข ๐๐๐ก๐๐ข ๐ค Voady ataoko aminao izany!
Satria dia efa misy ny "cours particuliers VIP๐", fomba azo antoka indrindra ahaizana miteny sinoa ao anatin'ny fotoana fohy, miaraka amiko.
๐Izaho dia mpampianatra teny sinoa, diplรดmรฉe de l'Universitรฉ Normale de Shenyang, manana Master en enseignement international du chinois, ary efa nampianatra nandritran'ny dimy taona mahery. Izaho dia afaka ny hanampy anao ahatratra ny tanjonao amin'ny fianarana ny teny sinoa ao anatin'ny fotoana fohy! Amin'ny maha pรฉdagogue ahy, dia amin'ny fomba tsotra sy mora raisina ny fomba fampianarako.
๐จ๐ณ๐Cours de chinois en ligne 100% personnalisรฉs VIP๐ : ny vontoatin'ny cours rehetra dia atao mifanaraka amin'ny tanjonao, noho izany dia mianatra izay zavatra tena ilaina sy afaka ampiarina avy hatrany isika, amin'ny fotoana izay maha afaka anao.
๐ฏMba hitazomana ny kalitaon'ny fampianarana dia tena voafetra ny toerana.
โ๏ธMbolamamy RAKOTONAVALONA โ Professeure et coach en chinois mandarin
๐จ๐ณManasa anao hijery ny vidรฉo fanazavร na raha mahaliana anao: https://www.facebook.com/reel/1542428374253933
------------