Bamboo Chinese Academy

Bamboo Chinese Academy Bamboo Chinese Academy : Centre de Formation en langue chinoise à Isotry - Annexe Fokontany Andranomanalina I

02/01/2026

祝大家新年快乐 🎉✨

🇨🇳 BAIN DE LANGUE – 1 AN EN CHINE !Rentrée : Mars 2026Fin dépôt de dossier : 31 Décembre 2025✅ Fepetra takiana18 – 35 an...
01/12/2025

🇨🇳 BAIN DE LANGUE – 1 AN EN CHINE !
Rentrée : Mars 2026
Fin dépôt de dossier : 31 Décembre 2025

✅ Fepetra takiana

18 – 35 ans
⚠️TSY MILA HSK
⚠️BACC

📚 Safidio amin'ireto ary toerana araka ny teti-bolanao ! Tafiditra ao anatin'ny offre ny frais d’études + dortoir mandritra ny 1 an.

🏫 Guangzhou : 14 000 元 + 7 500 元
🏫 Xuzhou : 10 000 元 + 3 000 元
🏫 Nanchang : 8 500 元 + 5 000 元
🏫 Shenyang : 8 000 元 + 4 500 元 (dépôt : 2 500 ¥)
🏫 Fushun : 7 000 元 + 4 500 元
🏫 Shijiazhuang : 7 500 元 + 3 000 元
🏫 Changsha : 7 000 元 + 3 000 元 (dépôt : 3 000 元)
🏫 Kunming : 6 500 元 + 3 000 元 (dépôt : 1 500 元)

✈️ BAMBOO CHINESE ACADEMY
Manampy anao amin’ny fanomanana ny dossier, hatramin’ny fahatongavanao any Chine.

WhatsApp : 0389841778

🇨🇳Andao indray hianatra ireo prépositions tena fampiasa amin’ny teny sinoa ! 后面 (hòumiàn) : derrière前面 (qiánmiàn) : deva...
30/11/2025

🇨🇳Andao indray hianatra ireo prépositions tena fampiasa amin’ny teny sinoa !
后面 (hòumiàn) : derrière
前面 (qiánmiàn) : devant
旁边 (pángbiān) : à côté
里面 (lǐmiàn) : à l’intérieur
上面 (shàngmiàn) : sur / au-dessus
下面 (xiàmiàn) : sous / au-dessous

🇨🇳 COURS CHINOIS DEBUTANT
HSK 1– HSK4
🗓️ Lundi – Mardi – Jeudi – Vendredi
⏰ Horaire : 14h00 – 15h30
☑️Examen- Certificat international
☑️Mpampianatra nianatra tany Chine-spécialité enseignement du chinois.
☑️Toerana vaovao sy malalaka tsara

📍 Lieu : Isotry – Annexe Fokontany Andranomanalina I
💳 Inscription : par Mvola ou directement au bureau
📞 Infos & inscriptions : 038 98 417 78 / 034 60 741 81

Petit Quiz du jour. Omeo anay en commentaire ny valiny ary 😊🇨🇳 COURS CHINOIS DEBUTANT HSK 1– HSK4🗓️ Lundi – Mardi – Jeud...
26/11/2025

Petit Quiz du jour. Omeo anay en commentaire ny valiny ary 😊

🇨🇳 COURS CHINOIS DEBUTANT
HSK 1– HSK4

🗓️ Lundi – Mardi – Jeudi – Vendredi
⏰ Horaire : 14h00 – 15h30

Examen- Certificat international
Mpampianatra sortant Chine-specialite enseignement du chinois.
Toerana vaovao sy malalaka tsara

📍 Lieu : Isotry – Annexe Fokontany Andranomanalina I
💳 Inscription : par Mvola ou directement au bureau
📞 Infos & inscriptions : 038 98 417 78 / 034 60 741 81

朋友们,Efa hifarana tsy ho ela ny taona 2025. Fotoana izao hamerenantsika mijery ireo tanjona mbola tsy vitantsika sy hanao...
24/11/2025

朋友们,
Efa hifarana tsy ho ela ny taona 2025. Fotoana izao hamerenantsika mijery ireo tanjona mbola tsy vitantsika sy hanaovana dingana vaovao.
💡 Fantatrao ve fa ny fahaizana teny vahiny, indrindra fa ny teny sinoa 🇨🇳 dia tena manome opportunités maro eo amin'ny sehatry ny fianarana sy ny asa ?

📅Mbola tsy tara raha izao no manapa-kevitra hianatra teny sinoa. Ato amin'ny BAMBOO CHINESE ACADEMY dia tena manohana ny mpianatra tsirairay izahay, manara-maso tsara ary manome facilité de paiement ho an'ny tena vonona.

Mirary antsika rehetra hahatratra sahady ny taona vaovao ao anatin’ny fahombiazana sy herim-po, ary fandrosoana.

加油!一起进步吧!🔥📚🇨🇳

🇨🇳COURS DE CHINOIS
HSK1-HSK4

📍 Lieu : Isotry – Annexe Fokontany Andranomanalina I
Contact : 038 98 417 78

🇨🇳 HSK 24 JANVIER 2026 : Êtes-vous prêts ? Bamboo Chinese Academy vous accompagne pour préparer votre HSK !📚 Programme s...
21/11/2025

🇨🇳 HSK 24 JANVIER 2026 :
Êtes-vous prêts ? Bamboo Chinese Academy vous accompagne pour préparer votre HSK !

📚 Programme spécial de préparation
HSK2 et HSK3

🗓 Tous les MERCREDIS :
👉 Début des cours 26 NOVEMBRE 2026
🔹 HSK 3 : 9h00 – 10h30
🔹 HSK 2 : 11h00 – 12h30

🎯 Au programme :
✔ Entraînements ciblés
✔ Vocabulaires essentiels
✔ Simulations d’examens (听力 / 阅读)
✔ Accompagnement personnalisé

👉 Tarif réduit pour tous les étudiants inscrits à Bamboo Chinese Academy.
👉 Facilité de paiement ho an'ny ankizy vaovao.

📱 Contactez-nous pour confirmer votre participation.

📌 Lieu : Isotry – Annexe Fokontany Andranomanalina I
📲 038 98 417 78

20/11/2025

Rentrée débutant : Reportée au lundi 24 novembre 2025, 14h00 à 15h30.

Rakizy ô!Tena tianao ve ny teny sinoa ? Aza avela ho sakana ny tsy fananana vola.Eny, tena sarotra ny fiainana ankehitri...
18/11/2025

Rakizy ô!
Tena tianao ve ny teny sinoa ? Aza avela ho sakana ny tsy fananana vola.
Eny, tena sarotra ny fiainana ankehitriny, sahirana ny ray aman-dreny kanefa ny avenir ihany koa tsy maintsy tsinjovina. Ka noho izany dia ato amin’ny Bamboo Chinese Academy dia manolotra facilité de paiement ho an’ireo mpianatra tena mazoto hianatra teny sinoa.
Ny zava-dehibe dia ny fahavononanareo sy ny ezaka ataonareo.
Fidirana manaraka Lundi 24 novembre 2025.
Am-pitiavana be 🌹

📢Ho anao manao business any Chine 🇨🇳💼BAMBOO CHINESE ACADEMY dia manampy anao ihany koa amin’ny fandefasana vola any Chin...
17/11/2025

📢Ho anao manao business any Chine 🇨🇳💼

BAMBOO CHINESE ACADEMY dia manampy anao ihany koa amin’ny fandefasana vola any Chine.

💸 Transfert eo noho eo Wechat na Alipay
⚡Ariary atakalo RMB
💰 Taux mirary

Misy NIF sy STAT mazava tsara
📱 WhatsApp : 038 98 417 78

17/11/2025

20 NOVEMBRE 2025 - COURS CHINOIS DEBUTANT
6mois : HSK 1– HSK4
🗓️ Lundi – Mardi – Jeudi – Vendredi
⏰ 14h00 – 15h30

大家好 👋😊On démarre la semaine avec des exercices et de la pratique.🎯 Objectifs du jour : maîtriser les caractères, enrichi...
17/11/2025

大家好 👋😊

On démarre la semaine avec des exercices et de la pratique.

🎯 Objectifs du jour : maîtriser les caractères, enrichir le vocabulaire et renforcer les bases de grammaire.

继续加油!📚🇨🇳

⚠️Rentrée Débutants — 20 Novembre 2025

Address

Nanchang

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 12:00

Telephone

+261389841778

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bamboo Chinese Academy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share