Busness Ťł øđđä

Busness Ťł øđđä

Partager

Mahomby ianao mahomby isika
hianaro ny busness fa ahatafita anao io

23/03/2024

Tena hialana tsiny indrindra ry namako isany fa misedra olana kely aho dia Atalata ho avy izao voa afaka manao anilay video formation busness

Mamerina ny fialan-tsiny indrindra tompoko

19/03/2024

Ho avy ny fotoana hozarako anareo makasika ny busness...omeko santionany rehefa manao publication video izaho...mila mahomby tsika rehetra...zay eo am-pelatanana ataovy mahampy anao...zay solosaina anananao dia mety atao fidiram-bola ihany kou...manasà namana dia abonnéo ny pagentsika...mety daholo izay capacité anananao rehefa hitanao ny lalana mifandray @ ny zavatra ataonao...
Eny...afaka miresaka amiko enao raha ohatra ka sarotra ho anao ny mitady ny zavatra mifandray @ zavatra hainao na hoe talentanao...
Mankasitraka antsika rehetra 🥳
Abonné mon page🔥

19/03/2024

Manana fikirizana @ zavatra iray...
Miezaha foana mamelabelatra ny sainao na ny hoe developpement personnel fa anisany manampy anao bebekokoa ny fianarana anireny...

Aza miandry fahagagana foana fa ny ezaka ataonao io no fahagagana ho anao ao aloha kely ao...
Satria tsy mitovy mintsy ny omena vola maimaimpoana sy ny herim-ponao mintsy...tsapanao ny ezaka vitanao...miroso ho azy ny fiainanao

Mahaiza misafidy ny lalana tokony ho aleha...miezaha mahaleo-tena

Abonné mon page⚡📒⚡

18/03/2024

Tsy mora no mitady fahombiazana
mila fikirizana mba ahazahoana ny rariny sy ny hitsiny...ka miezaha foana ho olom-banona na tsy zarizary aza ianao...aza manaiky sarihany ny ratsy na ny fakam-panahy...
⚡👍🏻⚡Misy vokany foana ny ezaka fa aza mitsahatra maneho ny marina⚡👍🏻⚡

..
Abonné mon page et inviter vos amie(e)s

17/03/2024

Ny zavatra tokony arahana raha te hanana ny fampandrosona ny zavatra iray na fahalalana tokony hananana...!

Rehefa maneho zavatra iray dia misahia...aza mataohotra fanakianana...aza mihatsara hivelatsia...aza miaraka @ olona hitanao fa efa nanao zavatra ratsy taminao...Aza matahotra manao ny zavatra mety ahasoa ho anao ianao🫵🏻...fidifidiana ny namana fa ny olona tsy mena mivadika...tsarovy fa rehefa manao zavatra iray dia tsy tonga dia succes foana fa échec aloha voa succes...aza mataotra latsaina raha toa ka tsy nahomby ny tetika iray...Eny na ny olona mety akaiky anao mintsy aza izany...Ny tanjona dia succes foana @ zay fikasaina ho atao rehetra...ny fahavalonao misy foana fa ianao no mila fasahiana...mila fikirizana...Tsy mataotra hesoeso...mila tia karokaroka...! Mila mampiseo @ maha izy anao...Tsy mila mijery ny point faible anao enao...Tsy mila kivy zany eo @ fiainana surtout resaka fitadiavana...dinio hoe inona ny zavatra hainao...dia inona ny tokony hifandray @ zavatra hainao...tsy mavita tena enao nefa fa dinio ihany koa hoe iza ny olona atao hitarainana...iza ny olona tokony hitondra soa ho anao...? Enao ihany dia efa mahafantatra hoe inona no tokony atao mba hampiavaka anao @ maro...manana fijery mahintsy...Misahia mahintsy fiteny...

Maro ny zavatra tokony atao ka nefa vitanao mba hampiova ny fiainanao...vitan'ny hafa ve tsy ho vitanao...mahereza rahavako fa ra échoué enao androany dia victoire enao demain...dia mba matotra @ zay zavatra atao...

Conseil ho any tia fahombiazana...
Abonné mon page...
Merci à tous 📒

Photos from Busness Ťł øđđä's post 14/03/2024

Salama doholo tompoko
ho antsika izay mitady chien en rashe dia ito mety aminao...Alika vavy izy ito 2mois eo izy io ary ny Rainy dalmachien ary ny Reniny kosa bérgé malhinois..
+261335764599 ny contact ahazahona anay ary mdéplace ihany koa ra ohatra ka akaiky ny toerana misy anao
Aminy vidina mora satria nato 150.000ariary ny vidin'izy io
tadidio fa sarotra no mahita rashe na alika toy izao na dia hoe vavy ary izy...

Vous voulez que votre école soit école la plus cotée à Democratic Republic of the ?

Cliquez ici pour réclamer votre Listage Commercial.

Type

Téléphone

Site Web

Adresse


Democratic Republic Of The