02/19/2025
Salama tompoko🤗🤝
✨Mamaramparana ny fianarako eto Québec aho ary maniry hizara ny lalana nolalovako rehetra eto amin’ny pejy 💝
💥Maro ireo namako, mpianatro, ireo mpanaraka ny pejy ary ireo Malagasy izay maniry hianatra eto Canada no manontany amin’ny hafatra miafina ka hozaraiko eto avokoa amin’ny an-tsipiriany 💥
🌺Ny lalana nolalovako sy nataoko no ho zaraiko. Tsy mpiasan’ny « immigration » aho ary tsy miteny amin’ny anaran’ny sekoly🌺
🎁Soratako eo amin’ny kaomantera avokoa ny rohy afaka tsidihinao mahakasika ny fizarana ataoko🎁
1- Andininy 1 (amin’ny teny Malagasy)
Fiomanana hianatra aty an-dafy sy fitadiavana sekoly hianarana (alahady 23 febroary 2025)
‼️Ampitaiko miandalana ny daty manaraka‼️
sy ilay kitapoko😆