Madagascar Wushu Fédération - MWF 武术 马达加斯加 联邦

Madagascar Wushu Fédération - MWF 武术 马达加斯加 联邦

Share

Féderation Wushu Madagascar siège à 67 ha dirigée par le grand maitre RAMAHERISON José-Maitre Gao

le WUSHU est un sport de combat dit art martiaux crée part les chinois et apporté à MADAGASCAR part Maitre GAO ( RAMAHERISON José)

08/12/2025

Filazana,

Ilazana isika maître de salle rehetra eo anivon'ny ligy Analamanga ho tonga eny 67ha eo am'in ny foiben'ny Fédération ny asabotsy 13 désambra 2025 ho avy izao.

Antony,

Fanavaozana sy Fanadinana ny tekinika izay hampiananrintsika (Nan quan, chan quan sns....)

iangavina mba hitondra ireo mpinanatra ef manana girady ambony sy mpianatra latsaky ny 17 taona ihany koa.

Hoy ny président ny Lidy Ratswoins Manantena sy ny filohan'ny Fédération Malagasy Wushu RAMAHERISON José (Mtr GAO)

01/12/2025
04/09/2025

Président Madagascar Wushu Fédération - MWF 武术 马达加斯加 联邦Ramaherison José 8e DAN

25/05/2025

NY FEDERATION WUSHU MALAGASY
dia maneho fiaraha-mifaly amin'izao tsingerin-taona nahaterahan'ny FILOHAN'NY FEDERATION WUSHU RAMAHERISON JOSE , ny faha 25 Mai 2025 izao. Hiray fo isika hirary soa azy amin'izao vaninandro lehibe ho azy izao.
Mankasitraka antsika mpikambana ao amin'ny FEDERATION rehetra.
Ho ela velona ny WUSHU MADAGASCAR.

Photos from Madagascar Wushu Fédération - MWF 武术 马达加斯加 联邦's post 24/05/2025

CHINE-MADAGASCAR
-------
HIJERY MANOKANA NY LAFIN'NY FIANARANA
Satria moa anisan'ny laharam-pahamehana anatin'ny ONG ny lafin'ny fampianarana dia natao ny fifanatrehana tamin'ireo sekoly any Chine ary nanaovana fifampifandraisana sy fakana hevitra momba ny mety hisin'ny fanohanana amin'ny lafin'ny fianarana(BOURSE) ho an'ny mpianatra avy eto Madagasikara raha handala fianarana any CHINE.
Hivoaka tsy ho ela io programa izay novolavolain'ny ONG io atsy ho atsy.

Photos from Madagascar Wushu Fédération - MWF 武术 马达加斯加 联邦's post 03/05/2025
Photos from Madagascar Wushu Fédération - MWF 武术 马达加斯加 联邦's post 30/03/2025

Mandalo eto Madagasikara ny solontenan'ny TEMPLE SHAOLIN CHINE.
Mitety ireo GRAND MAITRE SHAOLIN aty Afrika izay nahazo GRADE avy amin'ny TEMPLE.
Fanomezana izay anisan'ny vakoka sarobidy avy amin'ny GRAND MAITRE SHAOLIN moa no marika natolony ho an'ny FEDERATION WUSHU MADAGASIKARA tamin'izany.
----------



Want your school to be the top-listed School/college?

Telephone

Website