๐— ๐—”๐—๐—  ๐€๐–“๐–™๐–˜๐–Ž๐–—๐–†๐–“๐–†๐–“๐–†

๐— ๐—”๐—๐—  ๐€๐–“๐–™๐–˜๐–Ž๐–—๐–†๐–“๐–†๐–“๐–†

Share

Ahitanao ireo รฉvรจnements misy ato @ MAJM toy ny Rรฉception, Evangรฉlisation, Sortie, sns...

03/06/2026

Manasa ny mpino rehetra eto Antsiranana fa indrindra Diego 1 sy Diego 2 ho tonga handray fahasoavanโ€™Andriamanitra

Photos from ๐— ๐—”๐—๐—  ๐€๐–“๐–™๐–˜๐–Ž๐–—๐–†๐–“๐–†๐–“๐–†'s post 01/06/2026

Mpianatrinโ€™ny Anjerimanontolo Jesosy Mamonjy Antsiranana.Sortie baie de Sakalava le 30 Mai 2026.

31/05/2026

๐ŸŠ๐ŸŽ“ ๐— ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐˜†. ๐—œ๐˜‡๐˜† ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—บ๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ฏ๐—ถ๐—ฏ๐˜†, ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ป๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ป๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐—ต๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฑ๐—ถ๐—ฝ๐—น๐—ฎ๐—ผ๐—บ๐—ฎ.

Izy no Makenzie Noland, mpianatra nianatra momban'ny biby (Wildlife Ecology) tao amin'ny oniversite ny Texas A&M University.

Ny Alligator goavam-be mirefy 4 metatra mahery antsoina hoe Big Tex ilay niaraka naka sary taminy. Nanao fampiharana ny asa (internship) tao amin'ny tahirin-javaboahary Gator Country tany Texas i Makenzie. Efa zatra nampiofana sy nanome hanina an'io alligator io isan'andro izy, ka izay no nahatonga azy afaka nifampiaza taminy tamim-pilaminana teo ambany fanaraha-mason'ny manam-pahaizana.

Nilaza sy niparitaka tamin'ny tambajotra sosialy eran'izao tontolo izao ity tranga nataon'i Makenzie ity.

๐—”๐—ฏ๐—ผ๐—ป๐—ป๐—ฒ๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—ฝ๐—ฒ๐—ท๐˜† Espรฉrant Page ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜‡๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ-๐—บ๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป-๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜†.

23/04/2026

[ SALON DE LA FORMATION ET DE L'ENTREPRENEURIAT 2026 ]

โŒ ๐€ ๐๐„ ๐๐€๐’ ๐‘๐€๐“๐„๐‘ โŒ

Ne manquez pas cette opportunitรฉ, nous vous donnons rendez-vous au ๐’๐š๐ฅ๐จ๐ง ๐๐ž ๐ฅ๐š ๐Ÿ๐จ๐ซ๐ฆ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐ž๐ญ ๐๐ž ๐ฅ'๐ž๐ง๐ญ๐ซ๐ž๐ฉ๐ซ๐ž๐ง๐ž๐ฎ๐ซ๐ข๐š๐ญ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ” ce โ€‹๐Ÿ‡ปโ€‹โ€‹๐Ÿ‡ชโ€‹โ€‹๐Ÿ‡ณโ€‹โ€‹๐Ÿ‡ฉโ€‹โ€‹๐Ÿ‡ทโ€‹โ€‹๐Ÿ‡ชโ€‹โ€‹๐Ÿ‡ฉโ€‹โ€‹๐Ÿ‡ฎโ€‹ 2๏ธโƒฃ4๏ธโƒฃ & โ€‹๐Ÿ‡ธโ€‹โ€‹๐Ÿ‡ฆโ€‹โ€‹๐Ÿ‡ฒโ€‹โ€‹๐Ÿ‡ชโ€‹โ€‹๐Ÿ‡ฉโ€‹โ€‹๐Ÿ‡ฎโ€‹ 2๏ธโƒฃ๏ธ5๏ธโƒฃ โ€‹โ€‹๐Ÿ‡ฆโ€‹โ€‹๐Ÿ‡ปโ€‹โ€‹๐Ÿ‡ทโ€‹โ€‹๐Ÿ‡ฎโ€‹โ€‹๐Ÿ‡ฑโ€‹ 2๏ธโƒฃ0๏ธโƒฃ2๏ธโƒฃ6๏ธโƒฃโ€‹๐Ÿ“ ๐†๐˜๐Œ๐๐€๐’๐„ ๐‚๐Ž๐”๐•๐„๐‘๐“ ๐๐ž ๐ƒ๐ข๐ž๐ ๐จ ๐’๐ฎ๐š๐ซ๐ž๐ณ de ๐ŸŽ๐Ÿ–h๐ŸŽ๐ŸŽ ร  ๐Ÿ๐Ÿ•h.

๐Ÿ’ผ๐Ÿ…ณรฉ๐Ÿ…ฒ๐Ÿ…พ๐Ÿ†„๐Ÿ†…๐Ÿ†๐Ÿ…ด๐Ÿ†‰ :
โœ… NOS STANDS D'ORIENTATION nยฐ17 et 18
โœ… INSCRIPTIONS SUR PLACE
โœ… TEST DE POSITIONNEMENT GRATUIT SUR PLACE

๐Ÿ‘‰ Il vous faut plus d'informations sur les cours, examens, clubs et nos รฉvรฉnements culturels ร  venir ?
๐Ÿ‘‰ Venez nous rendre visite ร  notre stand "๐€๐‹๐‹๐ˆ๐€๐๐‚๐„ ๐…๐‘๐€๐ร‡๐€๐ˆ๐’๐„"

Au plaisir de vous accueillir โ˜บ๏ธ๐Ÿฅฐ

Chambre de Commerce et d'Industrie de Diรฉgo-Suarez
#

23/04/2026

๐Ÿ“ข ๐…๐ข๐ฅ๐š๐ณ๐š๐ง๐š ๐ฆ๐จ๐ฆ๐›๐š ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐š๐ญ๐ฌ๐ข๐ฆ-๐ฉ๐ข๐š๐ง๐š๐ซ๐š๐ง๐š ๐ง๐š๐ฌ๐ข๐จ๐ง๐š๐ฅ๐ฒ

โœ… Ho fanatsarana sy fanamorana ny fandraisana vatsim-pianarana ary ho fiantohana ny fitantanana mangarahara, dia mampahafantatra ny mpianatra mpisitraka manerana ny Nosy ny Minisiteran'ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa sy ny Minisiteran'ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola, fa manomboka izao dia ๐ซ๐š๐ข๐ฌ๐ข๐ง๐š ๐ž๐ง๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐“๐š๐ก๐ข๐ซ๐ข๐ฆ๐›๐จ๐ฅ๐š๐ฆ-๐ฉ๐š๐ง๐ฃ๐š๐ค๐š๐ง๐š ๐ง๐š "๐“๐ซ๐žฬ๐ฌ๐จ๐ซ ๐๐ฎ๐›๐ฅ๐ข๐œ" ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐š๐ญ๐ฌ๐ข๐ฆ-๐ฉ๐ข๐š๐ง๐š๐ซ๐š๐ง๐š mandritra ny taom-pianarana.

โœ… Ny fanatanterahana ny fandoavana ny vatsim-pianarana dia apetraky ny Fitondram-panjakana ho laharam-pahamehana.

โœ… Manentana ny mpianatra rehetra hanaraka hatrany ny pejy ofisialy amin'ny toromarika rehetra.






22/04/2026

๐Ÿšจ Opportunitรฉ de carriรจre ร  saisir ! ๐Ÿšจ

Vous avez le sens du terrain, de lโ€™organisation et du leadership ?
Rejoignez LCS en tant que Coordinateur(trice) Trade Marketing.
๐Ÿ“Poste basรฉ ร  Antananarivo

๐Ÿ‘‰ Si vous รชtes dynamique, stratรฉgique et prรชt(e) ร  relever de nouveaux dรฉfis, ce poste est fait pour vous.
๐Ÿ“ฉ Envoyez votre candidature dรจs maintenant ร  : [email protected]
๐Ÿ“ž Infos : 034 99 750 40 / 038 99 750 24
โœจ Ne laissez pas passer cette opportunitรฉ, rejoignez-nous dรจs maintenant !

22/04/2026

Tahianโ€™ny Tompo ๐Ÿ™๐Ÿพ

27/03/2026

๐Ÿ“ข Filazana

Faly miarahaba sy manonona ny fiadanan'ny Tompo ho amin'tsika rehetra.

Hilazana isika mpikambana ato amin'ny MAJM eto Antsiranana fa ny fifidianana izay ho tanterahintsika ny Asabotsy 28 Martsa ho avy izao dia manomboka amin'ny 09 Ora 30 maraina ka hatramin'ny 5 Ora hariva.

Toerana: FJM Lazaret-Nord

Ny adidy hono tsy an'olon-dratsy. Tahian'i Tompo ๐Ÿ™๐Ÿผ

Photos from ๐— ๐—”๐—๐—  ๐€๐–“๐–™๐–˜๐–Ž๐–—๐–†๐–“๐–†๐–“๐–†'s post 24/03/2026

๐Ÿฅฐ Koa ireto manaraka ireto indray ny kandida ho Trรฉsorier na Mpitam-bola eto anivon'ny fikambanana MAJM eto Antsiranana.
Toerana hanantaterahana ny fifidianana: Jesosy Mamonjy Lazaret.
Date: Samedi 28 Mars 2026
Koa mijere finaritra tompoko. Misaotra.๐Ÿ™๐Ÿพ

Photos from ๐— ๐—”๐—๐—  ๐€๐–“๐–™๐–˜๐–Ž๐–—๐–†๐–“๐–†๐–“๐–†'s post 24/03/2026

๐Ÿฅฐ Faly miarahaba sy manonona ny fiadanan'ny Tompo amin'tsika rehetra. Nohon'ny fifidianana izay atao eo anivon'ny fikambanana MAJM eto Antsiranana amin'ny Asabotsy 28 Martsa ho avy izao, dia faly mampahafantatra atsika ireto kandida ho Filoha izahay.
Toerana hanantaterahana ny fifidianana: Jesosy Mamonjy Lazaret.

Koa mijere finaritra tompoko. Misaotra.๐Ÿ™๐Ÿพ

Want your school to be the top-listed School/college?

Website