27/02/2025
Masaka ny fanomanana ny fanokafana taon-jobily faha-50 taona nahatongavan'ny Masera Fo Masin'i Jesoa(FMJ) teto Manakara izay hatao ny 01 sy 02 Mars izao . Koa mansa antsika Ray aman-dReny sy Maintimolaly rehetra mba hiara-mankalaza ny fety sy hiombom-bavaka aminay.